ny ahy ny tsy azoko amin'ilay 8 io dia hoe

1. bazylou ( 21/11/2006 13:30)
olona miseho azy ho mpanara dalana sy mirehahareha ary mizity hoe nahavita lalana tetsy sy teroa dia tsy loyal akory rehefa mifaninana amin'ny namany satria matahaotra ny ho very seza.
RAha tena marina ilay io ary raha tia hampiseho fa milay marina , nahoana no izao no nalehan'ny Madagasikara 4 taona fotsiny!!!
Ny trosa mitombo, ny devika tsy nisy azo raisina, ny resaka sosial ao Madagasikara tsy misy tokotaniny, ny orinas ny azy irey no velona satria izy prezda , ary franchise daholo ny entany, nefa rehefa mivarotra izy tsy misy franchise akory, izany ve no hitohy dia inona no horaisinao fanatika io::
novalian'i fijo ny 21/11/2006 23:01
2. mandrindra ( 21/11/2006 14:06)
bazylou, tsy dia haiko loatra aloha ity pĂ´litika ity fa ataoko angamba fa tsy naman'i ravalomanana, araka ny voasoratrao, ireo mifaninana aminy ireo. izay maha tsy mpinamana andry zareo izay no manazava ny fomba fihetsika sy fomba firesak'izy 14 ireo
3. jentilisa ( 21/11/2006 14:43)
Ka izay mahazo vato be ihany aloha izao no ho hita koa!
4. fijo ( 21/11/2006 23:01)
ary raha misy moa ny fihodinana faharoa.......aharaka ve ny famatsiana izany hoan'izay hifanandrina eo????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0889