Tonga Soa ireo vahiny hanampy antsika @ fifidianana

1. Lejim ( 21/11/2006 01:27)
Nolazain'ny midi teo fa efa maro ireo vahiny hanampy antsika hanaramaso ny fifidianana no tonga! Tena faly be aho nahare izany!
Aoka tsy horaisin'ny sasany ho tsy fahaleovan-tena indray izao, satria isika dia tena mbola tsy mifampatoky mihitsy amin' resaka fifidianana. Ny hala-bato sy ny seza tsy ihavanantsika ka dia manao tonga soa amin'ireo vahiny ny tenanay!
Mino aho fa samy mirary ny hisian'ny fifidianana madio sy malalaka tsara doly isika rehetra ka samy mankasitraka ny fisian'ny mpanara-maso avy any ivelany na ny mpanohitra na ny mpitondra!!!!
Ankasitrahina ny firaha-miasan'ny firenena mikambana =D=D
novalian'i fijo ny 21/11/2006 23:17
2. MTN ( 21/11/2006 02:10)
=D=D=D=D
3. Fiffi ( 21/11/2006 07:11)
=D=D=D
4. salmo ( 21/11/2006 10:36)
Ny gasy samy gasy ihany no tsy mifankahazo sady tsy mifampatoky. Kely finoana, ti-tena, mifanendrikendrika, tsy mety hilaza ny marina sns...
Nefa isika dia manana anilay oe: Demokrasia, Didim-pifidianana, lalàna sns...

Fa manin indray i Mscar ity maka vahiny ity?
5. loik ( 21/11/2006 11:32)
ny fifidianana.
-mankaleo
-mandreraka
-foana ny zavatra efa nisy-
-tsy misy ny fatahorana
-mandany vola
6. Lejim ( 21/11/2006 16:10)
salmo> dia maninona koa elah no miditra @ raharahan'i Madagasikara! Deux mots pour toi monsieur Salmo: Shut the hell up!!! (oups 4 mots kay)
7. fijo ( 21/11/2006 23:17)
lejim an, na misy vahiny manaramaso aza eo,amin'ny sasany dia tsimaintsy mangalabato ravalo.izao ny pnud efa hanaovana gery koa.ny mpamatsy vola efa manomboka hilana vaniny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2583