afaka mampianatra AUTOCAD

1. xxx ( 20/11/2006 08:04)
izao dia Particulier afaka mampianatra AUTOCAD ( nb bâtiment )
2d sy 3d ( à votre domicile )
cours accelérée ( 2 semaines ihany ) 2 ou 3h par jour

0330307196
2. Fiffi ( 20/11/2006 08:33)
tsara kosa zany an ! fa....maninona no miafina ? de manjary tsy hamaly eo ny namana an ! :) heu....na de efa misy numéro phone aza ....:)
3. zakony ( 29/11/2006 09:04)
interesse ny tenanay fa :
-inona avy ilay ampianarinao?
-rehefa vita ny cours, inona ny zavatra hain\'ny tenanay?
-i xxx ve injeniera? nampianatena? sa formation taiza

ny tanjoko aloha tsy dia betsaka fa mba te ahavita plan trano tiako hatao aho, miaraka amin\'le zesta ataon oul ireny (efa vita ny sarin\'ny trano, ny entana ao anatiny, sns alohan\'ny hanombohana azy, sa logiciel hafa no manao an zay?)
4. ikaretsaka ( 06/12/2006 00:23)
zakony:

ny tanjoko aloha tsy dia betsaka fa mba te ahavita plan trano tiako hatao aho, miaraka amin\'le zesta ataon oul ireny (efa vita ny sarin\'ny trano, ny entana ao anatiny, sns alohan\'ny hanombohana azy, sa logiciel hafa no manao an zay?)


afaka atao lozy hafa. fa mety koa raha Autocad hatramin'ny voalohany ny hanombohanao ny entana ao anatiny sy ny sarin'ny trano fa izy somary elaela fotsiny..

fa ny fika fataon'ireny le "zesta" ireny dia matetika fitambarana fampiasana logiciels bedebe; alefany atsy de averiny atsy de rendereny atsy de animeny atsy de ataony mise en page atsy de printeny atsy de zay vao vita..
fa mandeha koa ny cote artistique sy ny "signature" ary indrindra ny "ady gasy" @ io.. fa tsy hoe voatery hay sy hoampiasaina aby izoa logiciels rehetra izao


5. zakony ( 08/12/2006 07:30)
tsy namaly ilay mpampianatra koa tapakevitra ny tenanay fa 3DS MAX no hianarana hanaovana azy, efa tonga eo amin'ny hoe
comment lancer Max za zao
:lol:
6. ikaretsaka ( 08/12/2006 12:36)
efa dingana lehibe izany:lol:
7. Falitiana2005 ( 02/02/2007 17:14)
combien ny ecolagy fa miasa @ bandy 3d no tena mahaliana ahy, sa mila antsoina mitsy io phone io
Faly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0943