misy marina kely ihany ilay directoire

1. bazylou ( 19/11/2006 10:13)
Satria hita mazava fa tsy misy manara-dalana ny propagandy !! sy ireo mpilatsaka ao amin'izany. Indrindra moa fa ilay 8 ity!! AIZA KOA NO MISY PREZDA SADY MITONDRA NO MANAO PROPANGADY ETSY SY EROA HOE FIDIO IZY??????? TSY DEMOKRATIKA IZANY!!
novalian'i bazylou ny 20/11/2006 22:55
2. belaza ( 19/11/2006 11:40)
FA INONA NO DEMOKRATIKA? DEMOKRATIKA VE NY NATAONLE FIDY?
3. mpanota ( 19/11/2006 12:10)
Tsy marina kely alo fa marina misimisy ihany e .Araka ny lalàna anie rehefa avy toy izao ny propagandy dia mametrampialana ny filoha izay eo . Izy eo aza tsy manara- dalàna ko aiza koa ny sasany no tsy hanota fady .
Mitabataba any Bruxelles ny tenanay amin'izao ary mitondra ny anarana ho filoham-pirenenan'i Repoblikan'i Madagasikara soa amatsara angamba kosa aleo aloha ny Militera mba hilaza ny azy satria io ihany no fitondrana azo atao hoe NEUTRE raha toa katsy misy ambadika politika indray .Sa aona?
4. xxx ( 19/11/2006 14:30)
Mahalala tsara ny lalampanorenana Malagasy ve ireo miteniteny foana ireo?

Andiny faha-FIRY ao no misy hoe tsy mantsy mametra mpialana ny filoha amperinasa rehefa tonga ny propagande?

Ny nazavaina anay de hoe:
Raha tsy afaka mitondra tsony ny filoha: Marary mafy, maty,..Nakoa manetraka démission de atao ny élection anticipée.
Izany hoe cause ilay démission fa tsy conséquence ny élection anticipée.

RAha izaho aloha ny mpanohitra de zarako aza natao taloha ny élection, fa tsy nampitomboi-dra-8 ny mandat-ny, hisy hanesorako azy aloha @ fomba ara-dalana sady aseho hita-poko sy firenena hoe tena tsy tia-bahoaka tsony ilay président auto-proclamé.
5. kiali ( 19/11/2006 17:00)
AIZA KOA NO MISY PREZDA SADY MITONDRA NO MANAO PROPANGADY ETSY SY EROA HOE FIDIO IZY??????? TSY DEMOKRATIKA IZANY!!
raha tsy diso zah de ny aty frantsa tsy mi-demissionne zany ny filoha amperinasa refa te hanao deuxieme manda !! ny etats-unis raha tsy diso zah tsy midemisionne zany ny prezidant!! sa ve reo firenena roa reo tsy democratika?? sa ve ty ol manoratra ty no tsy de mananana fahalalalna tsara ka miteniteny fona?
6. ramorafr ( 19/11/2006 17:20)
Efa nahita ve isika sa naheno hoe hatraminizay Ratsiraka na Zafy nametrapialana alohany fifidianana?rehefa tsy tiana ilay olona dia tsory ny marina fa aza avadibadika ny resaka.
7. kitjo ( 19/11/2006 18:17)
zay mitsy e!
halako bika tsy tiako tarehy fts ka mipentsopentsona miteny2 foana!

azafady @le fiteny fa nddray tokony mba mieritreritra iany vao milaza zavatra


zao fts sainina
Raha mahasoa an'i Madagasikara ve ny fivoriana any Bruxelles? dia tsy handefa solotena izany fa hoe tsy manaiky ry mpanota sy ny tariny fa aleo zany ho any?
8. zandikely ( 19/11/2006 18:42)
Général BONAPARTE disait:

Soldats vous êtes nus, mal nourris, le gouvernement ne peut rien vous donner.Vous n'avez ni souliers, ni habits, ni chemises, presque pas de pain et nos magasins sont vides. Je vais vous conduire dans les plus fertiles plaines du monde... C'EST À VOUS DE LES CONQUÉRIR. VOUS LE VOULEZ, VOUS LE POUVEZ! PARTONS!


9. bazylou ( 19/11/2006 22:29)
Izay no ataoko hoe tsy loyal ilay zalahy io, ny mpitaty ra-kena moa feno rahateo ka tsy mahagaga raha
samy manao ny azy ho bobalahy!!

Hono ho aho aloan'ilay 8 daholo ve ireny depense ataony ireny sa ianareo pokona kely mividy siramamy atsasakiny fefany no banky ropitra ao???
Mba valio hoe ry fanatika tim mpinimpino foana ????
10. vale ( 19/11/2006 22:39)
wadraaay! efa fomban-drazana io fa aza be menomenona @zany eeee, taloha aza fahanana vary sinnna ny vahoaka tsisy hoe zao na izao fa mifanosika ery milahatra maka azy:lol::-D:-D hihihi...
11. vale ( 19/11/2006 22:41)
kiali:

AIZA KOA NO MISY PREZDA SADY MITONDRA NO MANAO PROPANGADY ETSY SY EROA HOE FIDIO IZY??????? TSY DEMOKRATIKA IZANY!!
raha tsy diso zah de ny aty frantsa tsy mi-demissionne zany ny filoha amperinasa refa te hanao deuxieme manda !! ny etats-unis raha tsy diso zah tsy midemisionne zany ny prezidant!! sa ve reo firenena roa reo tsy democratika?? sa ve ty ol manoratra ty no tsy de mananana fahalalalna tsara ka miteniteny fona?
zay ndrindra koa mantsy! kiali:wink:


12. vale ( 19/11/2006 22:54)
ramorafr:

Efa nahita ve isika sa naheno hoe hatraminizay Ratsiraka na Zafy nametrapialana alohany fifidianana?rehefa tsy tiana ilay olona dia tsory ny marina fa aza avadibadika ny resaka.
=D:wink::wink:


13. xxx ( 19/11/2006 23:11)
Mahalala tsara ny lalampanorenana Malagasy ve ireo miteniteny foana ireo?

Andiny faha-FIRY ao no misy hoe tsy mantsy mametra mpialana ny filoha amperinasa rehefa tonga ny propagande?

Ny nazavaina anay de hoe:
Raha tsy afaka mitondra tsony ny filoha: Marary mafy, maty,..Nakoa manetraka démission de atao ny élection anticipée.
Izany hoe cause ilay démission fa tsy conséquence ny élection anticipée.

RAha izaho aloha ny mpanohitra de zarako aza natao taloha ny élection, fa tsy nampitomboi-dra-8 ny mandat-ny, hisy hanesorako azy aloha @ fomba ara-dalana sady aseho hita-poko sy firenena hoe tena tsy tia-bahoaka tsony ilay président auto-proclamé.

14. bazylou ( 20/11/2006 15:27)
hayve efa fomban drazanareo ny vokisana lalitra sy ny mandoa ny depensen'ny sasany e!!!! iny indray no tsy hitako!!! tsy mahagaga marina......
15. kitjo ( 20/11/2006 15:37)
asa aloha fa ny razanay dia olona e..malagasy ie!
16. bazylou ( 20/11/2006 22:55)
malagasy nofahan-dalitara !!! ary ho fahanana lalitra hatrany!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0753