Ravalo ihany no mampandroso any Madagasikara

1. larousse ( 17/11/2006 17:41)
Iza ary no masahy milaza fa zay olona milatsaka ankoatry Ravalo de hampandroso marina any Mkara.Jereo reo olona sasany reo efa nitondra teo daholo na izany ministra taloha na depiote na tao am hcc ny sasany zany ary mo efa mpitondra talo.Marina fa nisy ny zavatra nampanantenaindravalo nefa tsy vitany nefa mba betsaka ihany no zavatra mivaingana?mino ary za fa ra ra8 sy ny olona tena itokisany no mitondra eo mbola lasa lavitra tsika
novalian'i tandroka ny 19/11/2006 22:47
2. Fiffi ( 17/11/2006 18:01)
sady zao koa ange an ! tsy ao anatin'ny 5 taona no havitana na hampandroso fa mba omena fotoana izy ! ary efa hita maso zao fa bdb ny zavatra efa vita fa tsy hoe tsy nanao na inona na inona izy teo !
3. fijo ( 17/11/2006 20:31)
hoan'ny mahita izay,fa ny sasany anie tsy mahita fa mihaino e
4. belaza ( 17/11/2006 20:45)
tsy hoe tsy mahita ny sasany ra fijo fa minia tsy mijery ny zavabita a
5. sipagasy ( 17/11/2006 21:16)
ka ny zavatra hitako aloha dia miha mahantra ny valala tsy mandady harona e!!!!! ny anana vidiana eny an-tsena aza efa mila tsy ho laitra!!!!!! ny hena moa dia in 3/herinandro sisa e!!!!!! dia ahoana ny tohiny???? toa miha maro ihany nefa ny 4x4 eran'ny tanana hhihihii dia ahoana izany ny vidin'ny kapoakam-bary miakatra io???????
6. Fiffi ( 17/11/2006 21:42)
ka iza ary no ho fidiana eo ka tena ho sur fa hampidina ny vidin-zavatra rehetra ?
7. fijo ( 17/11/2006 22:21)
raha lafo ny anana,tsy ny tantsaha no hitaraina.midika izany fa mitombo ny faripiainana'ny tantsaha.
raha ny hena no hoe intelo isan kerinandro,dia miha tsara izany ny fahasalamana.fantatsika angamba izany.ka aiza le olana fa tena tsy itako?
8. kitjo ( 18/11/2006 05:41)
ihhihihi
marina zany fiffi...

hena in3 isankerinandro zany efa mihoatra ny antoniny.
ny anay any Dago isaky alarobia sy alahady no mihinana hena!
Tena marina e!

fa le fanontanian'i fijo mila valiny io efa napetraka efa ela fa eeee...

sa hanao vato fotsy?
d nefa ra8 iany no lany e!
9. xxx ( 19/11/2006 03:01)
I Bouddah koa hono sady ny an'ilery MBA avy any zamarika be izao
10. mpanota ( 19/11/2006 12:23)
Ra8 hono no hampandroso :lol::lol::lol:
Eny raha ny zava-bitany rehetra alo no jerena dia mahay mitsinjo ny ainy izy mba eritrereto fotsiny alo ny fandehan'ny resaka PPN zay ataony MONOPOLE ankehitriny e araka ny gazety MALAZA tamin'ny 16 11 06 Hausse de prix mihitsy no fanasokajiny ny vidin'ny PPN eto antoerana ary nosokajiny manokana tamin'izay ny menaka izay menaka tiko ihany no misy eto antoerana akoatry ny produit artisanal tay ny mena- boanjo
Ankehitriny anefa efa izy no mamehy ny Agro-busness zay noforoniny ihany ko a matahotra ihany aho satria lay mihatra aty aminay vahoaka majinika eto antoerana daholo no voakitika
:twisted:
Eny eh samy manana ny fahitany azy ny tsirairay
11. kitjo ( 19/11/2006 17:08)
samy manana ny masony!

fa lasa aiza ilay menak'i Sofia nisy poizina ngah tsisy tsony le?
nefa i mpanota zao iny no tiany..hhiihih
12. tandroka ( 19/11/2006 22:47)
mino fotsiny ihany fa na ambatondrazaka aza efa voavidin-dravalo. veloma isika fa eo ampelatanan'ny "tiko" daholo tanana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0513