BANDY KELY TSY MANAMBOLA TSY ATAKALO BAINA EFA.......
1. pimaso
(
16/11/2006 11:39)
BANDY KELY TSY MANAMBOLA TSY ATAKALO BAINA EFA SOLA
FAKAFAKAO
FAKAFAKAO
novalian'i xl ny 18/01/2007 14:35
9. papounette
(
17/11/2006 16:28)
=))=))=))voatakalo baina sola loha tany hoa any angamba pimaso de tsika no voaadina lesona eto.
10. degree
(
17/11/2006 19:57)
io kosa anie tsy hoe @ taona ny fitiavana e!ka ity aho tanora kely ity dia tsy maintsy tanora koa ny hiaraka amiko,ka tsy aleony ve izy miaraka @ loha sola manambola fantany fa mety ahasambatra azy eo @ fiainana toy izay hitondra charge bandy kely tsy manambola @ izao fiainana izao ka^:^ de eo ianao
12. fasaly
(
18/11/2006 22:39)
ary anefa misy ny baina mbola tanora ary bandikely efa loha sola de aon zany:wink:
14. pimaso
(
20/11/2006 06:25)
Salut daholo,
raha azavaina izany le izy, dia tsy hoe fiainana nandalovan'i pimaso akory, miadana ampanambadiana tsara izy sady tanora no azo lazaina fa manana ny ampy, fa kosa mahita namana marobe mba bogôsy ihany fa tsy ampy sôsy dia lasa milivre @ razokybe ny sipa, na koa ity no tena loza: atakalon'i sipa bômanga mangirana ny petatsanga sahirana,
Misaotra antsika rehetra: ny hevitra tian'i pimaso ampitaina @ tsika namana rehetra dia tsotra : Didy faha Iraikambinifolo : "Aza mihanahana" mba mailo ihany,
Misaotra tompoko...

15. papounette
(
21/11/2006 15:21)
Mitovy eritreritra @nikopol ko za!!!!!Samy manana ny tiny ee!Sady atao inn ko zany bandy bogosy handany sôsy zany!!!!!:-D:-D:-D
19. kala
(
01/12/2006 13:58)
pimaso:
Salut daholo,
raha azavaina izany le izy, dia tsy hoe fiainana nandalovan'i pimaso akory, miadana ampanambadiana tsara izy sady tanora no azo lazaina fa manana ny ampy, fa kosa mahita namana marobe mba bogôsy ihany fa tsy ampy sôsy dia lasa milivre @ razokybe ny sipa, na koa ity no tena loza: atakalon'i sipa bômanga mangirana ny petatsanga sahirana,
Misaotra antsika rehetra: ny hevitra tian'i pimaso ampitaina @ tsika namana rehetra dia tsotra : Didy faha Iraikambinifolo : "Aza mihanahana" mba mailo ihany,
Misaotra tompoko...
amiko aloha dia safidy ny fiarahana amin'ny bainina sola ê! sady mety tsy dia ny vola loatra ange no antony fa ny traikefa ananany.
Asa! iza no mahita. azo raisina ara-bakiteny fotsiny na dia somary inversé aza ny hoe "c'est dans la vieille marmite qu'on fait une bonne soupe":oops:
Azo heverina hoe le bainina be reny tsy mano hoatran'ny bandy kely sasany, hoe mitantara angano dia entiny matory fa mety sady tsy itantarana angano no tsy entina matory.:wink:
Hevitro fotsiny io fa tsy haiko ny tena mety ho marina, ny an'i kala aloha mbola tanora fa sady fotsy volo no sola loha ê!:-$