Tsunami

1. simplex ( 15/11/2006 13:17)

namana Japon--Russie,

http://www.cnn.com/2006/WORLD/asiapcf/11/15/japan.tsunami.ap/index.html?eref=rss_world
http://news.bbc.co.uk/1/hi/world/asia-pacific/6150538.stm

:-*:-*
novalian'i Angie ny 17/11/2006 09:46
2. Fiffi ( 15/11/2006 13:49)
enganie ka tsy hisy intsony ireny fa tena ...:(
3. malalatinasoa ( 15/11/2006 14:19)
Ny tany avaratra no nisy nahatratra 2 metatra ny aty.
Fa ny eto andernivohitra 0.5m eo ihany ka.
Mbola tsy mivoaka @ vaovao klou ny degat nitranga atramin'zao.
4. Zoniaina ( 15/11/2006 16:21)
zahay tsy mahay mamaky teny angilisy:roll:
5. kitjo ( 15/11/2006 17:06)
toa nalaky ihany ny evacuation dia tsy d misy report casualties firy lotra aloha...araka ny hitako @ vaovao aty koa mandeha live fa asa!

enga anie mba tsy dia haninona

zoniaina> nisy horohorontany e, dia niteraka tsunamie kely l eizy fa tsy toy ilay tany indonesie anefa!

miandry vaovao izao!

malalatinaosoa> arahabaina njy zany tsy tany...ay v njy am soleil levant mits e..hihihi..
betsaka gasy any sambatra njy!
mety niakatra antanana dol zay ny saumon sns..hihihi..
mitopatopaka ny sashimi sns..hihihi

sangisangy ray andalana fa mampalahelo ny toe-javatra toy izao!
6. Angie ( 17/11/2006 09:46)

malala> tena mampalahelo mintriny alou lay zavatra toy izao fa akory atao. Soa ihany njy fa mbo tsy any @ sisiny any.

kitjo> marina akia raha mba misy mieritreritsa kaly zany any zao :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2728