singan'olona toa very zany zaho
raiki-tahotry ny oram-be mitraho
tsy mba zatra ny fanala ankeniheny
ka maniry ny hombàn'ny ela-dreny
manantena sady miandry fatratra aho e
ka ny taratrao ry volana apariaho
dia vimbino izany alahelo izany
fa ianao no tazana eto tsinjo any...