Mitady Hira

1. source ( 15/11/2006 09:50)
Salama daholo,


Izaho dia mitady ny tonon-kiran'i Rossy ilay hoe "Avelao ho avy izay ho avy".

Misaotra mialoha
novalian'i rlthd ny 27/11/2006 08:08
2. Fiffi ( 15/11/2006 09:58)
efa nojerenao ve tao @ tononkira ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=16
3. ari.malala ( 15/11/2006 11:52)
Raha manjombona ny fiainanao anio
oram-baratra arahintadio
hira tsotra iray no atoro anao
hira tsotra izay, hira toy izao
aiza no hisy zavona tsy hisava
aiza no hisy haizina tsy hazava

avela ho aavy izay hoavy e
avela ho tonga ny olana
avela ohavy izay hoavy
hilatsaka ny orana e, mama
avela hoavy izay hoavy e
ny olana ve tsy hisy foana
avela hoavy izay hoavy e
mandra pahatapitry ny taona
avela hoavy izya hoavy e
hotsenaintsika kalokalo izy e
avela hoavy izay hoavy e
dia hisava ray sy valo

raha manjombona ny fiainanao anio
takon-drahona izao no tadidio
oram-batravatra avelao hitraho
tsy hijanona aiza io rehefa lao

Mihirà finaritra e:-*
4. ninih ( 15/11/2006 15:02)
Malahelo ny pazzapa 4 ngaha? mahazoa fafinaretana ary e!
5. rlthd ( 27/11/2006 08:08)
salut !
mba omeo ny tononkiran'i tselatra, tsy dia tena haiko ny lohateniny fa misy an'izao ny tonony "mino aho fa eto ianao, ry Tompo mpanjaka ô "
misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1147