Sac spécial
1. Simpona
(
15/11/2006 09:06)
Nividy poketra teny antsena ity ramatoa iray. Ka nahita iray mahafinaritra azy:
- Madama: Ary vita inn ity poketra ity fa toa hafakely??
- Mpivarotra: Tena tsara io madama a, azo entina miasa sady azo entina mivoyage
- Madama: Tsy azoko
- Mpivarotra: Zizi na lehilahy no nanamboarana an'io : Zao io zao poketra entina miasa de rehefa safosafoinao izy dia mivadika valizy azo entina am voyage.

novalian'i aigredoux ny 20/11/2006 14:49
8. nolalaina
(
15/11/2006 19:08)
Misy mahita sampona mitsy ka!! :-D :-D :-D
ari.malala aaaaaaaaa io ndray!! :-P ary tena tapatsinay mitsy ngeh njy zany éh!! :-D

10. ari.malala
(
16/11/2006 12:49)
nolalaina, ka manapatsinay le izy ko! za isaky ny mahita anle titre tounde tapaka ny tsinaiko=))=))=))=))
12. tenagasy
(
16/11/2006 22:27)
De cuire-n-javatra firy hono no atambatra ahavitana sac de voyage iray?
Tsy maintsy maromaro kalou eh!
Andraso hoe hijerijery vaovao fa tsy maintsy mivoaka any ho any hoe: nisy opération fangalaran- ...... tany ananona.
De tsy maintsy hisy fampitandremana ho an'ny karazan'olona manana izany koa hitandrina sy hampirina ary hamehy ny azy tsara mba hisorohana ny loza!
Mba hadiodio indray ny tanàna fa tsy hitifitifitra etsy sy eroa intsony ny sasany! :-D:-D:-D
Tsapatsapao matetika ihany izy ao ry zalahy sao lasa sac eo an!

13. aigredoux
(
20/11/2006 14:49)
Andramo safosafoina ihany ny poketranareo ry vehivavy refa hivoaiazy sao lasa valizy tampoka:D:D