rahoviana no hisy stabilité i Madagasikara
1. bazylou
(
14/11/2006 14:41)
indrindra fa ny ara toe karena.
Rahoviana no misy ekonomia mazava ao an tanana ao?
Rahoviana no hanana ny toe kareny ny gasy fa tsy atao copie colle frantsay foana???
Rahoviana no hanara dalana ny mpitondra ao?,

novalian'i tsoraka ny 29/06/2007 09:28
2. Fiffi
(
14/11/2006 15:02)
mbola ho avy daholo ireo . Mazotoa mivavaka an'Andriamanitra mangataka an'zany .
4. tsingy
(
14/11/2006 15:13)
Hatrizay kosa zany tsy hita kou zao ko zao kosa v vo isy:-D:-D:-D
Zay lou tsy minomino fona zany e.:wink:
6. mandrindra
(
14/11/2006 16:06)
fiffi, andraso eo andriamanitra fa mety ho omeny izany indray andro any eee
7. Robert
(
14/11/2006 17:58)
Stabilité politique no tena fototra lehibe indrindra.
Bazylou> Aza miezaka manakorontana an'i Madadagasikara tsony.
Jereo ny firenena mandroso rehetra, tsy hoe mandroso ry zareo no mahatonga ilay stabilité politique.
Fa niezaka nitandro ny stabilité politique ry zareo de manaraka hoazy ny développement économie sy ny sisa rehetra.
Tompon'andraikitra an'io stabilité politique io daholo na ny mpitondra na ny mpanohitra na isika vahoaka rehetra.

8. bazylou
(
14/11/2006 22:37)
taiza indray no nisy an'izany hoe tompon'andrikitra daholo,, aza mampandry adrisa eo !!
Dia inona no ilana ny mpitondra raha tsy hanoritra sy hanjary ny vahoakany!!! tssssssssss

9. Robert
(
15/11/2006 04:35)
Efa niezaka nanao foton-drafitra ny mpitondra, ny lalana, fampidirana ny ankizy antsekoly (kit scolaire), miantso investisseur étranger sy teratany, etc...
Nefa inona no atao ny mpanohitra, manakorontana fotsiny: saika hanonga-mpajanka 3FN sy ny CRN t@ juin 2005, famoriam-bahoaka non-pacifique, kandida hitarika ny vahoaka tsy hifidy fa hanakorontana aorian'ilay fifidianana...
Afaka manohitra tsara isika fa mba atao ara-dalana...
Izao fotoana ny propagande izao afaka manao famoriam-bahoaka, tokony hanararaotra ny CRN, 3FN sy ireo kandida ny mpanohitra. Nefa jereo tsy hita indray izay ataon-dry zareo. Avorio ny vahoaka mba ahafahany aheno ny vahaolana azonareo omena, satria raha mpanohitra mpitsikera nefa tsy afaka manone programme hitondrana firenena de tsy azo ny vahoaka omena fitondrana mintsy. De holasa mpanohitra mandrakizay.
bazylou>tsy androny tsikera tsony izao fa fotoana fandrese-dahatra ny vahoaka, hanara-dia anareo...Mba Mihetseha raha mba manana hambo ry anona..

10. bazylou
(
15/11/2006 23:59)
ireo ve no rafitra lazainao e!! ie rafitra ireo aminao satria nahazo tablier sinoa angamba ny zanakao!!
Zavatra tsy misy dikany ireo na ny 1 aza, satria efa nisy foana ny ankizy mianatra fa tsy vao izao izany!!
Manaraka izany , tsy ny fanomezany tablier azy ireo akory no inona, sa efa tsy nitafy intsony ny ankizy ao Madagasikara ao???
Tsy rafitra ireny fa hetsika andaniana andro sy andrebirebena vahoaka!!
Aiza ny rafitra mamoaka ny qualitén'ny entana aoMadagasikara??
Aiza ny rafitra mandrindra ny stabilité monetaire ao Madagasikara ??
Nahoana no tsy misyny SAV ny mpivarotra ao Madagasikara??
Nahoana ny sinoa no afaka mivarotra ireo fatin'entany ao Afrika sy Madagasikara, ilay kiraro simba herinandro e!!

11. Robert
(
16/11/2006 02:43)
Tsy niteny tablier mintsy izaho teo, fa kit scolaire (kitapo+fourniture maro2) ary efa 4 taona no nizara an'io ny gouvenement hoany ankizy kely any @ EPP rehetra manerana an'i Madagasikara. Tena nisy fiantraikany @ fidirana sy finjanonan'ny ankizy any antsekoly io. Mihena ny ankizy tsy mahay mamahy teny sy manoratra. FOTOTRA LEHIBE @ FAMPANDROSONA IZANY.
TSY MISY DIKANY IZANY hoy bazylou, tsy fantatr'elahy mintsy ve fa zava-dehibe eo @ fandrosoany firenena ny fahaizana mamahy teny sy manoratra ny vahoaka?
bazylou>tsy androny tsikera tsony izao fa fotoana fandrese-dahatra ny vahoaka, hanara-dia anareo mpanohitra...Mba Mihetseha raha mba manana hambo ry anona...
Izao vao azoko fa nateraka ho mpanohitra nareo fa tsy hitondra firenena mintsy. Diniho anie ny zavatra teneninareo hatr@ izao ee, tsikera fotsiny. Aza gaga raha tsy homeny vahoaka fahefana, fa Ra-8 iany no omeny vahoaka azy. Au moins lery mba nanao na kely aza. Tsy mamely daholo ny mpanao politika malagasy, fa ra-8 tsara ao anaty ny ratsy rehetra de izy no holany hitondra.

12. mionona87
(
21/06/2007 17:31)
Zao mintsy le toe-tsaina tsy mampandroso lozanareo mifanditra amin'ny zavatra tsy misy fotony ny sasany manaratsy ny sasany ndray tsy mahatanty tsikerana miadivà eo eh!amizay mandroso gasikara mba mivoarà amizay mba alefaso alavitra ny toe tsaina
Zao fotsiny tsy mandroso ny gasy raha tsy mifankatia
zao fifamalina eto zao no porofo fa mihemotra ny toe tsaina mdrr:cry:

13. Jeankely
(
23/06/2007 06:50)
tsarabe ilay hoe "Mionona" ka mamaly aho. Ny stabilité azo rehefa samy tonga saina hamonjy tanjona hampandroso ny firenena. Raha ny sasany miady seza ahafahana mangalatra satria izay no avy nataony ary tsy mitsahatra ny manozongozona ny fitondrana ary ny ao amin'ny fitondrana koa voalaza fa mangalatra sy manabe ny paosiny araka ny voalazan'ny adaniny. Tsisy ifankahitana izany fa samy miady seza eo ry zalahy ary ny vahoaka no tsy maintsy hoe mahay may raha izay no izy. Na voalaza fa mahantra aza moa ny vahoaka dia samy Mpanana daholo na ny avy niala na ny eo antoerana. Mazava fa mangina ny tsy manana ary tsy afaka mankaiza fa miaritra eo.