tandremoa ry sao mangalatra ka diso fanatenana eo

1. bazylou ( 14/11/2006 14:38)
Ny mpangalatra voalohany aloha izao dia efa kobo e,
novalian'i fijo ny 15/11/2006 19:57
2. fiaritiana ( 14/11/2006 14:44)
bazyl ve zany??sa iza??lol
3. Fiffi ( 14/11/2006 15:03)
bazylou; mpangalatra @ inona ? mpangalatra anao ve ?
4. jentilisa ( 14/11/2006 15:21)
rehefa kobo dia sambory ary e!
5. tezitra ( 14/11/2006 15:27)
arrêtez vos conneries; des echanges d'une seule ligne, des idées creuses, tsisy hevitra; on n'est pas à la maternelle ici ; sinon ndana manao chat
le forum c du solide , c du xxl, c du lourd, c du 230 d
6. jentilisa ( 14/11/2006 15:49)
Ka iza no nanomboka azy e?
7. mandrindra ( 14/11/2006 15:55)
:!::!::?::?::?:8)
8. lagoon ( 14/11/2006 16:26)
FA IZA ALOA NO TSY NANAIKY "CONFRONTATION DES PVSs" T@ 2001 e??
Zava-dratsy nataon'ny sasany ve dia haverina inadray?
9. jentilisa ( 14/11/2006 16:51)
inona no averina?
10. mandrindra ( 14/11/2006 16:53)
ny Teo Ihany
11. tsingy ( 14/11/2006 17:01)


zay anie fatahorana tsy ho lany ny tsy nanaovana confrontation iny,zao njay matahotra andRapierrot d sakanana le olona.Mitsatsaka be so lany leiry d sakano amifomba tsy milay en +:-D:-D:-D
zany ny toetsaina président, zah manakiana fona ze tsy faly aza mamaly fotsiny e ny ahy ratsiraonana ihan wa:-D:-D
12. belaza ( 14/11/2006 19:52)
ratsina-orana8O? =))=))
13. fijo ( 14/11/2006 23:47)
tsingy,tsara ratsirahonana,fa milay kokoa ravalo.
14. lapino ( 15/11/2006 01:07)
jentilisa:
rehefa kobo dia sambory ary e!
Eny hoà !
15. tsingy ( 15/11/2006 08:09)


Eny fa tsy mampiova n'in n'in aki zany a, ratsirahonana fona e:wink:
16. fijo ( 15/11/2006 19:57)
eka wa milay izy,fa aleo ihany klo ra8
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079