Il n'y a que la verité qui blesse!......

1. sareraka ( 12/11/2006 21:31)
Tezitra daholo ny ankabeazan'ny malagasy raha sendra mahita reportage ataon'ny vahiny momba ny fahantran'ny gasy :"MADAGASCAR est un des pays le plus pauvre du monde ...âme sensible s'abstenir face aux gens qui mangent de la poubelle pour se nourrir ..23 euros par mois le SMIG pour un pays 3 fois plus grand que la FRANCE sns...."

Gaga raha sendra mba mivoaka fa dia mila VISA ny gasy @ izay firenena hidirana:na europeanina io na amerikanina io na aziatika eny misy tany afrikanina maro koa aza dia mila visa ny gasy vao tafiditra ao aminy.Ny brésilianina ohatra tany mahantra nefa afaka miditra tsy misy VISA ao ANGLETERRE na PORTUGAL ..
Izay tsy ara-dalàna moa dia eo @ aéroport ihany dia mety ho refoulé avy hatrany!

Ny vahiny anefa dia na eo @ aéroport aza dia afaka mahazo visa 36 euros monja ...no alohany maro ny vahiny SMICARDna RMISTE tonga mamiravira ireo zatovovavy malagasy etsy sy eroa ny aretina moa tsy tenenina intsony.

KA IZANY NO IZY REHEFA TANY MAHANTRA E aza mody gaga..aza mimenomenona raha ataon'ny consulat toy ny fako

Ka dia izao biby tsy manan-doha tsy mandeha hoy ny NTAOLO fahiny .Hiroso 5 taona manaraka ho any @ lavaky ny fahatràna mangitsokitsoka ny malagasy ny kely efa nanana indray no mbola omena ny mpitondra!
fanjakàna mpangarom-paosy no teo ka dia hiroso hangarom-bilàny indray izao!

karàma raisina vazaha 1 volana izany hoe 1.500 na 2.000 euros efa karamana malagasy 1 taona mahery raha hahazo aza!

Ampanantenaina sy asaina miandry ny tsy misy lava izao ny gasy MINOA FOTSINY IHANY E !
FAHAMARINANA -FAHAMASINANA

ka izao rehefa mbà lazain'ny olona ny marina hoe ianareo gasy mahantra fadirandray ovana dia mbà mipitrapitra mampalahelo fa aza mivandravandra mampitahotra!izany no tena FAHAMARINANA..

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
novalian'i xxx ny 19/03/2007 12:25
2. Fiffi ( 12/11/2006 22:22)
de sahy milaza ve sareraka fa zay zavatra rehetra lazainao de ho marina avokoa ?
De sahy milaza ve enao hoe nandritrin'zay fotoana kely 5 taona zay de tsy nisy zava-tsoa vitan'ny fitondrana raha hampitahiana t@ fitondrana teo aloha ? zay nandetika an'ny Madagasikara sy ny Malagasy anaty lavaka maizina ?
Omeo an'i Ra8 ange ireo toana maro nitondran'teo aloha de ho hitanao eo ny zavatra ho vitany eh !
3. bazylou ( 13/11/2006 00:02)
Izaho aloha dia mahita sy mahatsapa fa tsy nisyy zava bita ny toe karena e, ny teo aza nesorina dia mamerina amin'ny voalohanyindray, jereo ny euro ::
1e= 13000 fmg na 2600ar!!
Avant 2002 anefa firy io???
Ilay detax aza tsy natao hatrami'ny farany fa hita hoe efa tonga ny zavtry tiko dia najanonailay izy.
4. Fiffi ( 13/11/2006 06:16)
bazylou:
1e= 13000 fmg na 2600ar!!
Avant 2002 anefa firy io???
ny an'i bazylou de tsy mahita lazaina afats'io ve eh ?


5. kitjo ( 13/11/2006 06:20)
ka zao ngamba akia an

t@ andron Radidy isika 5 premiers pays nanankarena indrindra

d vo tonga teo ravalo d lasa mahantra!

za ty ary ve gasy?
6. Hubert ( 13/11/2006 10:08)
k'enao tsy gasy kah, lasa 5 dernier zany ô! oundriiiiiy=))
7. bazylou ( 13/11/2006 13:53)
ahoana aloha no anaovana toe karena rehefa tsy misy jiro e,,???? miodina ve ny ozina ??
8. kitjo ( 13/11/2006 14:09)
fa ngah moa tsy misy e?

h@ zao aloha tsy mbola nisy orinasa nikatona oe tsisy jiro

sady bdb ny facteur fa aza mitady hirika eo ianao refa lany bala e

hubert> ka ry zareo ohatry ny mahita zavatra hafa d neveriko oe tsy gasy ary ve za no tsy maharaka sa ahoana
9. bazylou ( 14/11/2006 13:57)
izany dia hita hoe minia mandainga tsotra izao,
Hazavao eto aloha ny trosa mihoampampana rehetra sy ny fitiava tenanaareo tim ireo e,
Faly ery ery izany nahazo kilalao fa ny zanany no hanefa ny trosan'ny rainy an!!! Milay ka!!!!
Vao mianga fotsuny dia efa deloyal ny anareo , nahoana no tsy sahy niala teo raha vonona ny hufaninana ao anatin'ny marina ???
:D
Impiry ny ao Antananarivo, Antsirabe, ny any Diego,Mahgajanga,.... no maty ny jiro ao anatin'ny 1 andro ?? ary adin'ny firy?? Na alemana aza no eo inona no heriny,,tsssssss
Sady nampitomboina ny trosa izany no novonoina ny jiro dia mandroso sy mizity hoe "ra8 , ra8 ihany"?? tss aza lomorona loatra fa tsy mahita lavitra e!!!.
Le prezda aza moa toa kibotaina be, iny koa::



10. tsingy ( 14/11/2006 15:15)

Zah zô mihaino vazo gasy,milay kosa le jerry marcoss an.
Reveo manja leis fa na zany aza RATSIRAHONANA ihany e.:wink:
11. kitjo ( 14/11/2006 15:57)
ra bazil an

fa iza no firenena tsy manana trosa?
12. Robert ( 14/11/2006 18:02)
Mila stabilité politique isika malagasy vao afaka handroso...
13. prime ( 24/11/2006 11:09)
Tsara mihitsy ny fisian'ity fifidianana indray maka ity ahitàna ny marina fa lasa mila hirediredy eto ny maro raha mitohy izao... Toa mba samy tonga saina tsara ihany no fahitàna antsika rehetra ka aleo ny "urne" no hiteny...
14. Fiffi ( 25/11/2006 07:53)
hirediredy marina....
15. xxx ( 19/03/2007 12:25)
aimben'ny toekarena ny jiro ary ny societenay zao efa nikatona noho io jiro io ry kitjo a!
hatramin'izao mbola tsy voafehin'ny fanjakana foana ny problem n'ny jirama santionnany hita maso io hoe mahavita azy ny fanjakana sa tsia .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1133