Fandinihana

1. salmo ( 09/11/2006 15:30)
Ny karazany olona rehefa misy zavatra mahaliana azy de ody mijery mandinika, hataony matetitetika, rehefa todihana anefa, de lasa mitsiky wazy sady miondrika. Ny sasany kosa, tsy mba manakantona maso mihintsy, rehefa todihana anefa, tonga de mitsiky wazy sady mananihany.
Ary ny sasany kosa, de ody manao matotra sady mendrika, rehefa todihana anefa, ody manetsika volomaso miakatra, sady manontany hoe: Inona kay? :-D:-D
novalian'i ratonga ny 13/11/2006 21:33
2. booboo ( 09/11/2006 15:35)
:-D
3. andry08 ( 09/11/2006 15:49)
Lalina be izany!:-D:-D:-D
4. mandrindra ( 09/11/2006 16:28)
:-D:-D
ny sasany kosa dia mandinika ny ataon'ny hafa dia mamaoka izany antsoratra.:-D:-D
5. simplex ( 09/11/2006 17:50)
=))
6. ninih ( 10/11/2006 13:27)
hafakely le dinika! :-D
7. lapino ( 10/11/2006 17:14)
mandrindra:

:-D:-D
ny sasany kosa dia mandinika ny ataon'ny hafa dia mamaoka izany antsoratra.:-D:-D
mamoaka izany antsoratra rehefa voaanontany hoe: inona kay? :-D:-D:-D:-D
8. fasaly ( 10/11/2006 22:56)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D ny sasany ny sipa refa mametraka tsikera am sariny de odiany fanina fa lazainy fa mikoty azy:roll::-D:-D:-D:-D
9. vale ( 11/11/2006 07:22)
hihihihihi:wink: fasaly

salmo: de in ny navalinao an'ilay manontany oe in kay? :-D:-D:wink:
10. fasaly ( 11/11/2006 09:35)
vale:roll::-D:-D ka i salmo lazainy fa mikoty azy hono refa mametaka tsikera am sariny:-D:-D oul mobla kely lotra io ve ts ho lazain'i oul ho pédophile eo zay mikoty:wink:
salmo:-*:-*:-D:-D
11. Aino ( 11/11/2006 10:49)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 11-11-2006 10:35:07
Lohateny : Re : Fandinihana
vale ka i salmo lazainy fa mikoty azy hono refa mametaka tsikera am sariny oul mobla kely lotra io ve ts ho lazain'i oul ho pédophile eo zay mikoty
salmo
=))=))=))maty aho neniko marina
12. andry08 ( 11/11/2006 11:26)
=))=)), tena nahita koa injy an!
13. fasaly ( 11/11/2006 11:34)
andry::-D:-D:-D:-Dmiteniteny foana mitsy io bandikely io!
14. vale ( 12/11/2006 00:37)
fasaly:

vale:roll::-D:-D ka i salmo lazainy fa mikoty azy hono refa mametaka tsikera am sariny:-D:-D oul mobla kely lotra io ve ts ho lazain'i oul ho pédophile eo zay mikoty:wink:
salmo:-*:-*:-D:-D
ouuuuuuuntssss! fasaly , kôzy ve? hi hi hi, ka de tsy hisy hanao comment eo ny sarin'toi Salmo raha izany a, giravy izany pedofila izany kanooo:{:{:{:{,mmmhhhhhh..
:-* ihany kalou na izany aza! ihihihihi:wink:


15. vale ( 12/11/2006 00:41)
fasaly & Andry: :lol::-D:-D:-D:-D,...:lol: dia mbola miala sakana faona ve ry Salmo hatramin'izao a:-P:lol::-D:-D:-D.......:-*:)
16. andry08 ( 12/11/2006 16:58)
Avelao izy hialehibe ny sary dia @ izay mahazo resaka fa tsy hiampanga ny hafa hoe pedofila ko !:-D
17. vale ( 12/11/2006 17:23)
:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
18. fasaly ( 12/11/2006 17:37)
soa fa tsy notoriany tany am tribonaly zà:?:{:{:{:{looooz!
19. vale ( 12/11/2006 23:55)
fasaly::-D:-D:-D:-D
20. ratonga ( 13/11/2006 20:44)
salmo:

Ary ny sasany kosa, de ody manao matotra sady mendrika, rehefa todihana anefa, ody manetsika volomaso miakatra, sady manontany hoe: Inona kay? :-D:-D



ary ny sasany zany mahay mapandia volomaso an!!:-D:-D=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2562