Rahoviana indray
![](https://avatar.serasera.org/9c2b4e86f08487fbb384d5a98bb05630.jpg)
1. rabaradaka
(
09/11/2006 11:51)
Betsaka nama no tsy tonga, marina fa ny omby indray mandry tsy indray mifoha fa rahoviana ny fiarahana manaraka
novalian'i rabaradaka ny 10/11/2006 13:39
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
3. Fiffi
(
09/11/2006 13:35)
ary rabaradaka ve mba mijery ny programa sa de variana mi-wa wa fotsiny eh ? efa nandefa dinika 1 enao momba an'io de efa nomena ny programa de mbola ...... hiany ?http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m450d051078b8d
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
5. booboo
(
09/11/2006 14:59)
ankoatra zay dia any Nice kounkou @ faran'ny taona. jereo ao ambanimbany ao hihihihihi