tahiana

1. ratonga ( 09/11/2006 09:02)
=D=D=D
http://www.tahiana.biz/disco/fadio.html
novalian'i cutie ny 10/11/2006 20:36
2. sipagasy ( 09/11/2006 09:21)
tsy ratsy kannnn, tohizo e!!!!
3. ratonga ( 09/11/2006 09:46)
http://www.decouvertescountry.com/video-30avril2006.saml ny tohiny
4. Fiffi ( 09/11/2006 10:22)
milay an ! :)
5. ratonga ( 09/11/2006 12:13)
domazy tsy misy hirany ao @ rvg:cry:
6. hery ( 09/11/2006 16:22)
Mba resaho tokoa izy handefa ao
7. Lejim ( 09/11/2006 16:55)
gidraka be ilay : "The Girl You used to know"

mankasitraka e
8. tsingy ( 09/11/2006 17:17)

tohizo fa tsara fa reharehan'ny malagasy enao ry tahiana.
9. cutie ( 09/11/2006 18:01)
tsara fa mankasitraka e
saika nitovitovy t@ feon'i Mireille zany :lol::lol::lol:
10. cutie ( 09/11/2006 18:03)
de le @ teny anglisy njay saika mitovitovy ny feon'ny the cranberries :lol::lol::lol:
11. cutie ( 09/11/2006 18:04)
Mpandefa : Lejim [ Valio ] 09-11-2006 17:55:38
Lohateny : Re : tahiana
gidraka be ilay : "The Girl You used to know"

country western music:lol:
12. ratonga ( 10/11/2006 16:55)
cutie:

.....de le @ teny anglisy njay saika mitovitovy ny feon'ny the cranberries :lol::lol::lol:

mitovy fa tsy sahala:wink:
13. cutie ( 10/11/2006 20:36)
ratonga, aleo aza atao an'zay :wink::wink::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2989