Saisir Jacques Chirac et Denis Sassou-Nguesso.

1. Fiffi ( 09/11/2006 08:03)
Lasa hiany ny heritreritro hoe fa maninona no any @ J.Chirac sy S.Nguesso no handefasana an'zao ttsy rehetra zao momba ny fifidianana sy ny fitarainana ?

(miala tsiny raha @ teny frantsay fa tsy voadika)


C’est en tant que candidate officielle aux prochaines élections présidentielles de Madagascar du 3 décembre 2006 que j’ai l’honneur de vous adresser la présente afin de vous faire part de la situation actuelle dans mon pays.
En effet, nonobstant toutes les informations et rumeurs qui ont été émises et médiatisées par les organisations et partis politiques opposés à l’actuel gouvernement, s’agissant de la situation sociopolitique en général et l’organisation des élections suscitées en particulier, je peux aujourd’hui vous affirmer et vous confirmer que celles-ci sont non seulement fondées mais encore loin de la réalité.
Mes visites et tournées récentes à travers l’lle sont édifiantes et alarmantes. J’ai pu mesurer à quel point l’électorat notamment côtier et rural se prépare et se mobilise en sourdine à créer leur propre « révolution » à l’échéance du 3 décembre prochain.
Par ailleurs, de nombreuses déclarations critiques des candidats ont été faites pour dénoncer les anomalies et les décisions anticonstitutionnelles perpétrées par le candidat d’état avec la complicité pratiquement publique du gouvernement et des institutions administratives responsables de la préparation des élections.
Eugène R Madagascar Tribune



novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 10:40
2. sipagasy ( 09/11/2006 08:30)
ka isaika anie mbola zanaky lafirantsa e!!!!! INDRISY!! fahaleovan-tena sarintsariny anie ny antsika akia ry Fiffi e! ka ny deba ihany no deba e!!!!! izay ilay tsy tantin'ny OTRIKAFO...
3. Fiffi ( 09/11/2006 10:30)
fa tena tsy azoko aloha na izany aza satria tsy hitako zay hilatsahana rehefa tsy mahavita tena fa hiantso an'zao olona tsy misy hidiran'ny firenena rehetra zao !
4. sipagasy ( 09/11/2006 11:40)
lol be!!!! aleo aloha hikotrika tsara ry zareo ao @ OTRIKAFO fa io ihany izao no hitako tsy mila afatsy ny herin'ny fiandrianan'ny firenena malagasy fa tsy ny hafa e!!!!izay mbola handohaloka any @ US na firantsa na tsy haiko tany aiza koa......
5. Simpona ( 09/11/2006 15:36)
mahagaga ireny olona ireny fa eritreretina hoe misaina nefa dia tsy menatra mihitsy manala baraka tena ami'ny fitarainana any ivelany lava izao ny misy ety.
Mahamenatra ireny amiko :twisted::twisted::twisted:
6. Fiffi ( 09/11/2006 17:07)
mahamenatra !!!! zany ve no mba fisain'ny olona hoe nilatsaka @ fifidianana ho filoham-pirenena ???
7. xxx ( 11/11/2006 17:36)
aleo izy ho any e ! @ zay tena fantatry ny any ivelany fa tena demokratika tokoa i M/car
8. Zina ( 12/11/2006 00:45)
ka ao ambadik'io anie i Pierrot a tsy afaka manoratra insony izy dia olona hafa ndray no asainy manao azy
9. Fiffi ( 12/11/2006 16:32)
nefa tsy hitondra azy na ho aiza na ho aiza izany fa fahafam-baraka fotsiny zany !
10. kitjo ( 13/11/2006 05:10)
sipagasy. za ko tsy Frantsa nefa sady tsy mahatanty an'io nefa tsy Ortikafo d ahoana...:-P:}
11. Fiffi ( 13/11/2006 17:09)
mety himehezan'ny olona fotsiny ange zao zavatra zao eh ? olona nilatsaka ho fidiana ve de andeha hihantso vonjy any @ zao tsy hay rehetra zao ?
12. rainy ( 13/11/2006 21:59)
mba mangataka an-dry zareo nandefa ny antso any amin'i chirac sy ilay dictateur ao afrika io hampiseho amin'ny vahoaka malagasy ny valiteny azony.
raha asehony dia manambara izany fa tsy miafina ny zavatra ataony, fa raha kosa tsy sahy mampiseho imasombahoaka ny valitenin'izy roalahy ireo ry zareo dia misy kifonofono ao.
tsy voatery koa aloha izy roalahy hamaly ampahibemaso fa lazainy tsotra hoe : confidentiel.
fa raha amiko ireo mpisolelaka ireo dia tsy manana azon-damosina nefa te hanao politika.
mbà menatra.
13. Fiffi ( 14/11/2006 06:53)
mahamenatra.....
Fa de inona loatra re ny tanjona @ zany ?
14. prime ( 14/11/2006 09:05)
Amiko manokana dia tsara izany fa maneho ny fisian'ny demokrasia...
15. Fiffi ( 16/11/2006 10:40)
maneho ny fisian'ny demokrasia ve akia zao ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1517