fahazarana ve sa aretina
1. degree
(
07/11/2006 20:09)
Tsy arakara-tarehy voajavatra satria na dia hoe degree aza ny ahafantaranareo ahy dia tsy hidera vady mahay mandihy aloha aho fa ny fifanerasarantsika no hitsara ny toetrako,satria olon'ny fo,tia fihavanana ,tia namana ka raha alaina antsary dia mova tsy irony zefa kely irony aza indraindray.........Satria ity misy tantara izay misy eo amin'ny fiainako ankehitriny izao:Misy namako iray eto ampiasana,voalohany dia namako izy ,faha roa koa anefa dia sefoko eo @ service misy ahy ary fahatelo dia zodahiko(vandn'i Anabvk).Tsara ny fiarahana tany aloha fa tato ho ato dia nisy zavatra tsikaritro satria raha tsy eo anilany aho dia tsy misy resaka ataony raha tsy ny manaratsy ahy @ ireo namana sasany,raha izah indray anefa no eo anilany dia manaratsy ireo namanay indray no ataony.Noho ny maha sefoko azy anefa dia mihano fotsiny aho no manontany ampo ihany fa tsy sahy manohitra azy.ka teraka noho izany ary ny ady eo aminany mpinamana rehetra ,dia toa izany hatra ny fiainanay.
:-@Manao toetra bhvv hoy ny olona io ranamana io ,nefa anie ny vehivavy efa mitomban-dahy daholo ankehitriny e,efa aretina angamba ?
:miam:Inona no tokony hataoko fa na dia te-olon'ny fandeferana aza aho dia mila hanimba ny "couche de zone-ko"io ranamana io noho ny hatezerako aterakin'ny fiakaran'ny degree n'ny marim-panako?
-Te hampidiriko ho mpikambana ato izy nefa mbola ilana ezaka lehibe ny fampianarana azy Ordi,satria raha tafiditra ato izy dia mba ho mora aminareo ny hanampy ahy hanoro hevitra azy.........

novalian'i prime ny 10/11/2006 15:10
4. fanaina
(
07/11/2006 21:26)
nefa anie ny vehivavy efa mitomban-dahy daholo ankehitriny e,efa aretina angamba ?
tsy aretina izany ka, izaho izao manao tomban-dahy @ lafony zavatra maromaro ary tahaka ny tiako ilay izy!!
ary ahoana marina izany sefo tsy mahay ordi izany? nefa mora enarana ihany anie. tsy sanatsia ankory aho midoka tena fa latraky ny 1mois dia efa mba haiko ny nampiasa ord sns nefa tsy nisy nampianatra.
ataovy mianatra haingana izy izany dia hasevo miditra ho pikambana mba anitsina izany fa ratsy ny :-@olona fa avy eo mampiady sy maharatsy ny fihavanana.
8. degree
(
07/11/2006 21:52)
Izao mantsy ! itony zavatra itony mantsy dia tsy mbola fahita aty aminay @ dezaka aty e! vao haingana no nahazo reseau , ka raha mpiasa efa tranainy aty dia mbola maro no tsy tafavoaka loatra , hafa tsy ireo izay mba efa nandalim-pahaizana kely tany @ ville , dezaka ny misy ny site nay aty ka dezaka toy izany koa ny toe-tsain'ny olona sasany aty,ka izany no mahatonga azy hanao io .Satria noho ny fitiavako anareo namako tsy ankanavaka no matetika hanapahako torimaso eto "io no fiala-boliko voalohany" ka izany no ilazany fa hoe te ahitahita hono ny tena nefa ........fihezahana anintan-tasaina no handaniako ny fotoanako eto toy izay hivaro lavo @ filibana sy fisotroana .
Tsara ho marihina eto aloha fa fitadiavana place ho amboninmbony kokoa ny tena ilainy sao hisongonako hono.Tsy zany velively anefa fa fitiavako ny namako no mahatonga eto foana
Tsara ho marihina eto aloha fa fitadiavana place ho amboninmbony kokoa ny tena ilainy sao hisongonako hono.Tsy zany velively anefa fa fitiavako ny namako no mahatonga eto foana
13. degree
(
07/11/2006 22:22)
cutie , na dia hafa saina amiko aza izy dia miezaka aho hanisy refroidissement ny maripanako,eny fa na dia hafa loha amiko izy dia diso eo hanatrehan'andriamanitra aho raha tsy mananatra azy mba hitodihany amin'ny fahazavana,nefa tsy vitako izaho irery izany fa ilako fanampiana @ ireo namako manodidina ahy,ka raha eo anefa izy no mbola mitsabiki-mikipy dia miandry azy ny lavaky ny fahaverezaba.^:^^:^
14. Zina
(
07/11/2006 22:36)
Inona no tokony hataoko fa na dia te-olon'ny fandeferana aza aho dia mila hanimba ny "couche de zone-ko"io ranamana io noho ny hatezerako aterakin'ny fiakaran'ny degree n'ny marim-panako?
Amiko aloha - aretina io psychologiquement. Ary tsy mety aminy raha tsy manaratsy olona.
Ny afaka ataonao dia ataovy face a face @ izay rehetra manana olana aminy izy.. na ianao ko ary lazao eo anatrehany ny zavatra ratsy ataony na dia sefo ary izy mila mahay mi-gerer sy mahay management ny companie sy ny olona ao ....manginy avy eo ny olona otran'io dia samy ho faly daholo nareo....raha mety azy enregistreo @ K-7 izay lazainy aminao dia teneno koa ny mpiara miasa rehetra ao mba hanao an'izany...
mazoto
15. cutie
(
08/11/2006 00:36)
Amiko aloha - aretina io psychologiquement
mitovy hevitra :lol:
[quote]Mpandefa : degree [ Valio ] 07-11-2006 23:22:05
Lohateny : Re : fahazarana ve sa aretina
cutie , na dia hafa saina amiko aza izy dia miezaka aho hanisy refroidissement ny maripanako,eny fa na dia hafa loha amiko izy dia diso eo hanatrehan'andriamanitra aho raha tsy mananatra azy mba hitodihany amin'ny fahazavana,nefa tsy vitako izaho irery izany fa ilako fanampiana @ ireo namako manodidina ahy,ka raha eo anefa izy no mbola mitsabiki-mikipy dia miandry azy ny lavaky ny fahaverezaba.
ok :lol::lol::lol:
16. ari.malala
(
08/11/2006 06:08)
mba hafahafa ko zany lhl mifosa izany... refa eo anatrehanareo izay olona fosainy dia vakio bantsilana e!amzay ngamba mba ho lefilefy! de teneno azy fa tsy mety zany mifosa olona izany. Fa ahoana nefa no ahafantaranao fa mifosa sy manaratsy anao koa izy? Nisy nitantara?
17. prime
(
08/11/2006 07:09)
Sarotra ihany ny hamaky bantsilana an'izany... efa milaza degree fa sefo izy, noho izany manana fahefàna... tsy mora2 velively izany mitsikera sefo izany...
Ny hany torohevitra antonony mety azo atao kokoa angamba dia ilay hoe enregistrer'na discrètement ny resaka ifanaovana aminy dia miresaka ny mpiara-miasa izay afaka ny hifampihaino... ka rehefa resy lahatra fa izy no mahatonga ny tsy fifankahazoana dia mila miray hina sy mifankatia tsara fotsiny... fa tsy misy azony hatao rehefa mahay mifankatia ny mpinamana satria mahay mifampiharo sy mampiseho azy fa lany andro izy @ fifosàna...

18. xxx
(
08/11/2006 11:33)
Fiffi:
haka namana eto de hifosa ny olona eto koh avy eo ?
Tsy mitovy hevitra @ Fiffi kosa aho :
1. Anjely toetra daholo ve izany isika eto ?
2. Aiza no hanitsiiana azy raha tsy miaraka @ rehetra
Aleo izy manketo dia mahita ny resaky ny rehetra dia hahatsapa fa tsy mety ny ataony
Be dia be ny manao an'io toetrany io , samia ange mandini-tena e
19. ninih
(
08/11/2006 12:05)
aleo marina izy hiditra mpikambana ato satria toe-tsaina mbola tsy misokatra izany. eto izy afaka malala-tsaina tsara