Fandrosoana Gasy: 80 cents isan'andro isan'olona
1. LazaDaddy
(
07/11/2006 01:37)
Araka ny fanadihadian'i John Murphy avy ao @ South African Mineral Corporation) dia $300 isan-taona ny harin-karena fahobe isam-batan'olona any Madagasikara. Izany hoe sahabo ho 80 cents isan'andro.
"The GDP in 2005 was estimated at US$ 4.75 billion, giving a value per-head of around US$ 300 per annum."
http://www.iom3.org/materialsworld/feature-pdfs/nov06/The%20mines%20of%20Madagascar.pdf

novalian'i Papoose ny 03/12/2006 23:02
2. Lejim
(
07/11/2006 04:27)
Izany hoe 8.000fmg isan'andro eo.That's not too bad!
Misy ary tsy mahazo an'izany!
Misy ary tsy mahazo an'izany!
3. LazaDaddy
(
07/11/2006 05:01)
Lejim:Izany hoe o,5 litre lasantsy isan'andro 8O That's extremely bad!
Izany hoe 8.000fmg isan'andro eo.
5. xxx
(
07/11/2006 08:33)
Lejim:
Izany hoe 8.000fmg isan'andro eo.That's not too bad!
Misy ary tsy mahazo an'izany!
o rangahy ity a! mba mieritreritra ve nareo vao miteny an'izany a ny hena 1 kg izao no efa 30.000fmg ny vary efa ho 3.500fmg ny kg. Ny karama raisin'ny olona iray ao SENEGAL na MALI aza mbola avo 5 heny @ io ny adin'ny iray ...
6. belaza
(
07/11/2006 09:17)
aza ampitoviana aminy senegaly kosa e ireny anie efa manana (niveau africain) e!! fa taloha ngà hoatrinona de aminizao lasa nidina hoatrinona ny vola miditra aminy tsirairay? amiko normal be izany raha ny fahantratsika hatraminizay..:@
8. Lejim
(
07/11/2006 12:37)
ka lisany tsy misy hevitra afa tsy ny hoe mahantra ny Gasy. men I know dat!
Dia inona anefa, oie oie, mahantra ny Gasy. Nena nareo tsy milaza akory ny antony. Fantatro fa mahantra ny Gasy, afaka manao comparaison amin'ny aty koa anie zah e! Kanefa tsy hitako ny raison!

9. Imahaka
(
07/11/2006 12:46)
any amin informel ny kofa no tena mitady saosy e! io chiffr ndry zalahy io mianga amin donnés ze azon raisina eny.
tokony fantarina koa anefa ny "fetra" asiana ilay hoe fahantrana, ohatra raha any ambanivohitray, 8000 fmg izany tsy lany indray andro, mbola ahavitana ambim-bava aza, raha any Antananarivo kosa anefa ambivotra be io, ka izay mahatonga ahy miteny hoe tsy maintsy asiana "fetra sy famarana" io.

10. prime
(
08/11/2006 07:24)
Marina io lazain'i imahaka io... ny base de données angalàn'ny WB sy ireny mpamatsy vola ireny information matetika faussée satria ny secteur informel, izay tena "prospère" be mihitsy tsy "considérer" foana...
Raha firenena any afrika no lazaina hoe mahantra satria 300$ no PIB/pers. ohatra dia tena mahantra tsy misy hohanina mihitsy mba tsy itenenana hoe 4'ams daholo mihitsy ny 80%... fa raha eto dago no lazaina an'izany d efa maro no gaga ireo tompon'andraikitra mbola tsy nanitsaka an'i dago no tonga teto ka nilaza hoe izao v no atao hoe PMA... tsy mampino hoy ry zareo... aminay ny fiheverana izany dago izany (ara-statistika) d ny 90% olona efa toy ireny olona niharan'ny ady ireny... toy mpitsaom-ponenana, in-1 mandeha isaky ny 2 andro no mihinana ary tsy mitafy intsony sy efa miandry fanampiana sisa...

11. ninih
(
08/11/2006 15:14)
izany hoe ve raha azoko tsara ny tenin' i prime tsy kilase ao anatin' ny mahantra ny gasy?
12. prime
(
10/11/2006 15:19)
ninih> anisan'ny firenena mahantra isika fa ny indicateurs sy ny références officiels omena ireny tsy dia mitombina loatra... izay no tiako ambara...
13. LazaDaddy
(
11/11/2006 21:30)
prime:Noho izany dia mahantra noho ny 80 cents isan'andro isika satria tsy voaisan'ny statistika koa ireo mahantra maro an'isa
ninih> anisan'ny firenena mahantra isika fa ny indicateurs sy ny références officiels omena ireny tsy dia mitombina loatra... izay no tiako ambara...
14. Papoose
(
03/12/2006 23:02)
LazaDaddy:
Araka ny fanadihadian'i John Murphy avy ao @ South African Mineral Corporation) dia $300 isan-taona ny harin-karena fahobe isam-batan'olona any Madagasikara. Izany hoe sahabo ho 80 cents isan'andro.
"The GDP in 2005 was estimated at US$ 4.75 billion, giving a value per-head of around US$ 300 per annum."
http://www.iom3.org/materialsworld/feature-pdfs/nov06/The%20mines%20of%20Madagascar.pdf
fa dia inona ary no tokony atao e!efa io zany ny fact dia inona @ zay ny tokony atao!liana mihitsy aho e :D