tononkira

1. oliviero ( 02/11/2006 16:22)
salut daholo!!! naika mba hangataka tonokira an'i fitavana marina raha mba azo atao.misaotra mialoha
novalian'i ninih ny 06/11/2006 14:50
2. andry08 ( 02/11/2006 16:36)
mety ho sarotra io satria mixée anie io e!
3. Fiffi ( 02/11/2006 17:17)
Fitiavana marina ve ny titra ? iza no mihira azy ?
4. vale ( 02/11/2006 19:39)
Slt oliviero:wink:..iza no mihira an'izany?
5. andry08 ( 02/11/2006 20:01)
mpihira kah,mihira ireny "dans un coquillage","ry loloko o!"sns ary izao dia misy medley tsara be.
6. ari.malala ( 03/11/2006 07:12)
tsara saingy sarotra b satria hira mixee marina anie iny e
7. ninih ( 06/11/2006 14:50)
sady bdb le hira!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079