hihihi
1. ari.malala
(
02/11/2006 12:43)
Niresaka hono ny prezidà telo lahy, ny an'ny Amerikana ny an'ny Frantsay ary ny antsika Malagasy, dia hoy hono ingahy prezidà amerikana hoe tsisy manana ohatran'io statut de la liberté io n'iza n'iza eto an-tany, dia nanaborotsaka paataloha nanao paozy toy ny mifitra ny prezidà roa lahy dia ny frantsay sy ny Malagasy hoe, tsisy dikany aminay zany.. de eny aza hoy ingahy. Hoy indray ny prezidà frantsay nony tonga tany aminy hoe tsisy manana an'io tour eiffel io n'iza n'iza eto ambonin'ny tany fa izahay irery no manana an'io, mitazana an'izao tontolo izao avy eny ambony eny. Dia toy ny fifetsika teo ihany ny fihetsiky ny prezidà roa lahy hoe nifiran'zareo fotsiny le tour eiffel. Fa nony tonga teo @ anjaran'ny prezidà Malagasy amin'izay dia nentiny tany Atsimo ire amerikana sy frantsay, ka hoy izy mantsy ireo cactus, ireny, tsisy manana an'ireny na iza na iza, ifiro amzay raha sahy nareo!
novalian'i tslem ny 03/11/2006 13:20
3. MTN
(
03/11/2006 01:42)
fa angaha ny tour eiffel sy ny statut de la liberte ko ry ari.malala tsy maranidranitra ah, iny ary angamba no tena marary.:-D
5. tslem
(
03/11/2006 13:20)
zah ndray niandry hoe tsisy manana ny anjely fotsy eo anosy hafatsy tsika kay hafa be mitsy lé tantara :-D :-D :-D :-D tsy nampoiziko