iza re?

1. Aino ( 30/10/2006 12:40)
izaho matetika malahelo be nefa tsy fatatro hoe iza ilay alahelovako, dia lasa saina manotany ten aindray hoe iza re?
novalian'i colar ny 11/11/2006 08:59
2. nani ( 30/10/2006 13:19)
hihi , Aino za koa akia an , fa ny ana klou fantatso ilay alelovako eeee !
Ny anji , tsy alaelo zany fa lasa vinany fotsiny lol
3. Aino ( 30/10/2006 14:29)
nani hihihi matetika tsy fatatro ilay izy fa tsy indraindray ihany vao fatatro hoe iza!!
4. ninih ( 30/10/2006 14:38)
misy fotoana mintsy manao izany ny olona 1/1. fa za t@ mbola nanao filozofia t@ kilasy famaranana ireny no naheno ny fanazavana izany nefa tsy tadidiko intsony ilay izy hoe nahoana moa?
de misy koa miteny hoe refa misy malahelo hono de manao an\'izany koa. nefa mbola tsy voaporofoko aloha io e!
5. jentilisa ( 30/10/2006 14:50)
ilay hoe misy malahelo dia marina ilay izy amiko aloha! ilay malahelo fotsiny amin'izao mety ho tsy fahasahiana mamantatra tokoa hoe iza tokoa ilay malahelo...na alatsinainy na zoma hariva ny andro, ireo manko no fotoana mampanembona fotsiny amin'izao!
6. Aino ( 30/10/2006 14:58)
ie ilay misy malahelo koa aloha hinoko hoe!! fa ilay izy matetika kosany tao hafa hafa ko.
7. booboo ( 30/10/2006 18:00)
Aino > ngodé diavolana ny volana any aminareo ara ? hihihihihihihihi
8. Milaliso ( 30/10/2006 19:58)
booboo non!! ahoana moa ny fomba filazana azy ravo misasaka?
9. Aino ( 30/10/2006 20:14)
Mpandefa : Milaliso [ Valio ] 30-10-2006 20:58:38
Lohateny : Re : iza re?
booboo non!! ahoana moa ny fomba filazana azy ravo misasaka?

izaho ihany io fa le aino ity no tea izy fa milaliso hikambanana;) de aza tsiny.
10. rurik ( 30/10/2006 20:45)
Aino za koa aky dia manao izany fa arakarak'ilay volonandro dia malahelo nefa tsy hay we iza?
11. ninih ( 31/10/2006 14:19)
mba tsy voatsikaritro indray izany hoe mifandray @ fiodin' ny volana ilay izy aloha e!
12. Aino ( 31/10/2006 14:51)
ninih zany ve!!

ary efa tratra ny ilay izao indray ve nareo?
matetika izany tahaka ny hireny olona lasa saina be hireny ny fijerena avy aty hivelany nefa tena tsy misy zavatra eritreretinao mihintsy dia miezaka ny eritreritra zavatra iray de tsy mety mihintsy fa tao tahaka ny tsy misy azo alaina antsary antsaina mihintsy.!!
13. kala ( 01/11/2006 07:10)
Aino > sao de mbô amoureuse olona nandalo teny hoeny ary toi dia lasa malahelo tsy ahoantsy ahoana eo.

lengako zany fa misy fotoana alahelovana olon-tsy fantatra zany indraindray.

ngamba mila namana hiresahana fotsiny ianao dia mety ho afaka izany.

raha ny volonandro indray, hum! aza dia mety influencer-ny toetr'andro rey olona.

ny ririnina hanomboka, ny @ toerana sasany, gris ny andro dia hanjombona eo foana ve? :roll:

ny orana hoavy dia ho toy izany koa ve ny endrikao? 8O

nan!nan!nan!

zà koa zany malahelo androany, asa mahatsiaro ireo namana sy havana tsy hita tsony ngamba.:wink:
14. Aino ( 02/11/2006 14:34)
Aino > sao de mbô amoureuse olona nandalo teny hoeny ary toi dia lasa malahelo tsy ahoantsy ahoana eo.


:-D:-D:-D taiza io? mety tiako raha izay nefa tao mbola tsy hita ilay hoe nandalo ko.
15. ninih ( 10/11/2006 13:49)
ka ny raha vao miteny hoe tsy hieritreritra za de tena mieritreritra izany anie e!
16. colar ( 11/11/2006 08:59)
sao d za le alelovanjy e,tonga any mantsy za ra za,hahahhahahahha,za mananihany fa sao tezitra eo njy a,fa zao e,hialana am alahelo an d ataovy fona zay mahafaly,adino ho azy ny alahelo,za ko zao mba malahelo fa mirevy mivazo mikaratra mirozy d adino daol,torohevitra tsotsotra ho an rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.568