namana. serasera.org

1. robot ( 30/10/2006 05:51)
bjr!oh:D
miarahaba antsika rehetra eh!:-*
dia mirary fahasalamana koa.
mangataka zany ny tenanay @ izay rehetra nanatrika ny fotoana fitsangatsanganana tany vontovorona eh!
hoe nanao ahoana ny tany ?
inoako fa misy ny vao2 momba izay
de misaotra antsika rehetra ary eh!=D
novalian'i tslem ny 01/11/2006 08:01
2. mimich ( 30/10/2006 06:19)
efa io
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m454453f119591
3. Fiffi ( 30/10/2006 06:33)
robot: nefa tena efa ao mihintsy io an! io no nihandrasana maika ery hihihihhi fa mbola misaotra an'i ravatorano hiany an ! :)
4. ravatorano ( 31/10/2006 06:38)
ary maagaga anah ilay izy za aza no nahatafiditra ilay lohahevitra talohan i robot d eto lery maontany indray
tsy azoko :roll::roll::roll:
5. ninih ( 31/10/2006 17:14)
mba tara indray izy aloha e!
6. kala ( 01/11/2006 07:44)
mamerina indroa rise manana ny antitra
indrindra ho anay tara fitsangatsanganana:D
7. tslem ( 01/11/2006 08:01)
robot:


mangataka zany ny tenanay @ izay rehetra nanatrika ny fotoana fitsangatsanganana tany vontovorona eh!
hoe nanao ahoana ny tany ?



:roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6068