LA FRANCE ET LA GÉNOCIDE AU RWANDA
2. xxx
(
29/10/2006 23:42)
Zavatra tahaka io no tian'i Frantsa natao t@ 2001 teto amintsika fa saingy tsy tonga dia sahy niditra rizareo fa i deba aloha no nandefasany materiels 1 avion cargo, t@ alalan'i Algerie. Dia ny troupe-drizareo niandry izay fidonany tao mayotte sy Djibouti. Dia rehefa raikitra teo ny adim-poko vao mody niditra izy.Tsy misy tsy mahatakatra an'izany paika izany.
4. zandikely
(
30/10/2006 04:15)
Cutie: Efa hitako ka, mampalahelo be.
J'aimerai tout simplement que:
- LA JUSTICE SOIT FAITE
- LA FRANCE HYPOCRITE PAIE SES CRIMES
J'aimerai tout simplement que:
- LA JUSTICE SOIT FAITE
- LA FRANCE HYPOCRITE PAIE SES CRIMES
5. Fiffi
(
30/10/2006 07:32)
xxx:tsy hoe miaro an'ny frantsay akory zah sanatrihavina fa marina ve zany ?
Zavatra tahaka io no tian'i Frantsa natao t@ 2001 teto amintsika
6. kitjo
(
30/10/2006 08:35)
zay no tsy mba itiavako ny frantsay mihitsy!
mpanararaopaty fa izay adala ihany no mety ampiasainy eo dia mifamely antoerana fa ny vokany farany dia ny madinika ihany no mihinana fa izy mpamatsy fitaovam-piadiana dia ny olona asaina mifamono d zay ko ny vendrana dia manaiky
io zao no mety ho tian' i raPiera ho atao!
Xavier toa efa nanana probleme le nanondrana fitaovam-piadiana sa moa inona ilay nitazomana azy tany Italie iny?
Zanak' i Mitterand koa raha tsy diso aho ilay voarohirohy ho mpanondrana fitaovam-piadiana tany Afrika.

8. jentilisa
(
30/10/2006 15:18)
Fiffi> tsy mbola naheo ka angaha ianao ilay nolazain'i Paul Kagamé fony izy nihaona tami'nny minisitry ny raharaham-bahiny frantsay tamin'izany fotoana izany ka niresaka ny raharaha Rwanda indrindra ry zareo. Hoy ingahy ministra taminy: tsy hitondra an'i Rwanda velively ianareo (jamais) fa raha mahazo ny fitondrana ianareo dia tanim-pasana tsy misy olona no entinareo.
Inona no dikan'izany teny izany?
Inona no dikan'izany teny izany?
9. Stone
(
30/10/2006 20:39)
Nisy resaka ohatr'izay t@ andron'ny PSD hoe : tsy hisy fajakan'ambaniandro izany intsony (jamais)fa tsy maintsy olona avy any @cotes ny president.
13. tenagasy
(
01/11/2006 18:16)
Mbola tay hainareo angaha ilay hoe:
NON telo dia OUi iray manitra be
OUI telo fa NON iray mavesatra be!
hu hu hu
14. tenagasy
(
01/11/2006 18:58)
Mbola tsy hainareo angaha...
Io no tiako ho soratana fa tena diso ilay eo ambony io. Aza mahafady indrindra ry namana isany ah!
Io no tiako ho soratana fa tena diso ilay eo ambony io. Aza mahafady indrindra ry namana isany ah!
15. cutie
(
01/11/2006 21:43)
Mpandefa : zandikely [ Valio ] 30-10-2006 05:15:09
Lohateny : Re : LA FRANCE ET LA GÉNOCIDE AU RWANDA
Cutie: Efa hitako ka, mampalahelo be
ok:lol:
16. fijo
(
01/11/2006 23:58)
fiffi,tena zavatra nokasain'ny frantsay natao tany io voalzan'i xx io.fa tsy nety.
io zavatra lzain'i stone io,koa dia resaka tsy niafina,satria be no nahalala azy.ary ry resampa sy ry rabemananjara dia isan'ny niketrika izany zavatra izany.
ny anjara andraikitr'i lafrantsa tany rwanda koa dia mibaribary be.tsy ita hotakomana,saingy izy moa mahery noho rwanda ka hafaka milaza izao sy izao.

17. rabaradaka
(
02/11/2006 08:10)
Marina ny voalazan'ny xxx, zaho koa nama tsy tia frantsay a ! Zao ange ka asisiky ny frantsay amin'ny lohan'ny mpanohitra ny hoe ny tao Rwanda no tandremo nefa atsy mbadika dia mamporisika ry zareo vazaha
18. aokahoahy
(
02/11/2006 13:55)
Zaho tanindrana fa ahitsiko ny fijerin'ny maro hoe ny tanindrana mpanindraindra vazaha, diso ary ahitsiko koa fa tsy ny tanindrana no raciste fa ny frantsay no manery ny tanindrana hankahala ny foko hafa
19. fijo
(
02/11/2006 23:43)
tsy ny tanindrana rehetra no azon'ny frantsay,fa ny mpanohitra ny fitondrana rehetra izay tsy tian'ny frantsay.efa fantatry ny frantsay anie fa ny tanindrana rehetra efa tsy azony amin'izany daholo e.efa tsapany io.tamin dratsiraka.fantany koa fa ny tanindrana sy ny merina ,na mpanohitra na mpitondra dia misy miaraka foana,ka sarotra ilay fika.fa misy olom bitsy mbola azony fahanan ao,dia izay no ezahany foana.jereo,fa tsy sahy maka olona avy any toliara sy mahajanga izy amin'io.nefa ireo tanindrana,fa tamatave sy diego no tena hiasany.
antony.fantany,fa tamatave dia mbola maro ny olona mety hievitra fa satria tsy avy ao aminy no mitondra dia very izy.ary diego moa efa hay hatry ny ela fa tanana tena tia sy mankahamamy vazaha hatr'izay.