fa iza le ratary io eh fa toa manja ny sipa ao @clip lery

1. namana211 ( 28/10/2006 22:42)
ao @ ratary.skyblog.com ary betsaka sipa mahavoa mihintsy say ohatrany vao vao le artista sa
novalian'i ninih ny 30/10/2006 15:07
2. cutie ( 28/10/2006 23:47)
vao zao koa za vo nahalala an'io fa misaotra nizara e :lol::lol::lol:
3. cutie ( 28/10/2006 23:47)
ohtran'ny maka style Samoela zany le Ratary :lol:
4. Fiffi ( 29/10/2006 06:58)
gasy ka manja eh ! :)
5. tslem ( 29/10/2006 08:38)
Tena milay kosa aloha e, miaraka @ Rackiky sy Samoela ary Ricky léry dé angamba asa fotsiny,ho ah,ampiana kely an'i Aina pazzapa sy Francia,masaka e!
6. tslem ( 29/10/2006 08:44)
ho,ho,ho,efa nangatahiko ao @ RVG ao sahady lé vazo fa misaotra am lé spap e!
7. Aino ( 29/10/2006 11:09)
:wink:
8. kitjo ( 29/10/2006 14:41)
milay e!

fa za kosa aloha dia tena tia anreny e
Ricky- rakiki- samoela- silo - sareraka

ny tononkirany fts nddray no tsy dia azo henoina loatra fa ny feony alo d tsara foana e!
9. 6372sl ( 30/10/2006 00:13)
manja e!
10. naritsimba ( 30/10/2006 05:54)
ratary ve? fantatro tsara io bandy io, cousin an'i Hanitra ao @ Tarika TARIKA io, eny Ambatolava-Ambohitsoa lery no mipetraka.
Diakona ao @ FJKM Ambohimiandra lery.
izay izany.
11. Fiffi ( 30/10/2006 06:49)
fa manja eh !
12. ninih ( 30/10/2006 15:07)
iza Fiffi le manja?
fa na izany aza ny gasy surtout ny vhv be ny manana endrika aloha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008