Happy Birthday Krikri

1. soanja ( 24/10/2006 02:53)
Krikri, Amin'izao fitsingerenan'ny andro nahaterahanao izao dia faly aho miarahaba anao manokana. Enga anie ka hahazo izay irina rehetra ary hahantontosa ny zava-kinasa.
Ity misy hiranay any anaty "Reservations" na Reserves Indiennes rehefa misy fety toy izao. Dia mba hatolotro anao indray. Rehefa mifankahita isika de faly aho hihira azy ho anao.

Rehefa mihira aho de avadiko hoe "God" fa tsy spirit na iray ihany aza ireo.

THANK FOR THIS DAY, SPIRIT!

Thank you for this day, Spirit, Thank you for this day
Thank you for this day, Spirit, Thank you for this day.
This beautiful, this beautiful, this beautiful day... (x2)

Thank you for this day, Spirit, thank you for this day.

Thank you for my friend, Spirit, thank you for my friend.
My wonderful, my wonderful, my wonderful friend...(x2)

Thank you for this day, Spirit, thank you for this day.


Happy B'day, Joyeux Anniversaire! Soanja:-*:-*:-*:-*

novalian'i ninih ny 26/10/2006 16:34
2. krikri ( 24/10/2006 04:20)
:oops::oops::oops:Merci aky ah,ra mahay mamaly an,aza matahotra fa tsy adinoko aminy anao kah:-*:-*
3. Fiffi ( 24/10/2006 05:26)
de miarahaba anao zany ry krikri , Rafotsy , Ds sy ireo namana rehetra annif'ry zareo androany:)
4. soanja ( 24/10/2006 05:56)
krikri:

:oops::oops::oops:Merci aky ah,ra mahay mamaly an,aza matahotra fa tsy adinoko aminy anao kah:-*:-*


Krikri a, tsy ao amin'ny mombamomba ahy le tena izy fa lazaiko anao foana rehefa tahak'izay:oops:. Ndana aloha manapaka gato. De manaova fety sambatra. :-*:-*:-*


5. bebegeante ( 24/10/2006 06:02)
faly miarahaba anKrikri kou zany za na d vao2 ary za ka mety ts fantatrao akory!mirary soa betsaka an!
6. xxx ( 24/10/2006 12:30)
Ay kosa defa be soupirant ah:evil:
7. krikri ( 24/10/2006 13:02)
Bisou be oany namana serasera matsiaro eh:-*:-*:-*
8. ninih ( 24/10/2006 13:49)
Za ko faly miarahaba an'i krikri @ izao fetinao izao. :-*
9. dailynews ( 24/10/2006 16:43)
arahabaina ihany koa krikri o. mahazoa izay soa indrindra ary tahian ny Tompo ianao.
10. Fiffi ( 25/10/2006 05:38)
xxx:
Ay kosa defa be soupirant ah:evil:
:roll::roll: fiarabana annif ko hoe lasa inona ity ?:roll:


11. prime ( 25/10/2006 10:08)
Bonn annif... krikri... na d efa tara kely aza...:)
12. ninih ( 25/10/2006 15:08)
tsy nanao indigestion ve aloha t@ le fety e? :)
13. soanja ( 26/10/2006 13:46)
Krikri, mba tantarao anay ny fetinao de mba maka tsirony avy aty lavitra izahay. :-*:-*:-*
Enga anie ka tsy ho sosotra be i xxx.
14. ninih ( 26/10/2006 16:34)
eny hoa mba tantarao aky a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1031