Fanorenana fiaraha-monina mirindra
1. Tsingatsa
(
19/10/2006 14:17)
:?:Miankina amin'ny fahavononana hihaino ny hafa ny fifandraisana
novalian'i Tsingatsa ny 03/11/2006 07:35
2. Aino
(
19/10/2006 15:29)
fanotaniana io sa inn? raha fanotaniana dia minko dia miankina fahavononana mihintsy io!!
3. Tsingatsa
(
20/10/2006 09:05)
:D:D:D
Mbola tsara ianao i Haino! Mitovy ny tadindokanga eo amintsika. Ndeha ho entina clé de "re" ny feonkira hamaliako ny fanontanianao fa toa iva loatra ny "do". Izaho mantsy "beso" rehefa mihira ny tanin-drazanay malala @ ny solfa koa aleo ny clé-nao no hanohizana ny kalo.
Misy lalanany (Lal) ny fiarahamonina. Anjarako izay namana vaovao ny miarahaba. Misaotra anareo havana fa nandondona ny taigna dia novohaignareo. Ary ny fihavanana no taloha.
Lal1. Ny fifankazahoana dia miankina @ fahavononan'ny tsirairay, hoy ianao. Ekeko io Lal1 avy aminao io.
Lal2. Ny fihavanana no taloha. Izany hoe vao miditra anaty fiarahamonina iray dia efa manana renivola ho entiny manatevina ny fihavanana ny tsirairay. Matoa miseho ny olana anaty Fokontany iray, dia zary tsy mitovy ny vina ( fomba fijery). Koa dia mihena ampahany sahady ilay renivola teny ampiandohana!
Pause: Tsy maintsy olana ve no atao ankira?

4. Fiffi
(
20/10/2006 17:03)
fa maninona no hatao ato @ namana vao2 ity ? tokony tany @ fiara-monina angamba an ?
Tongasoa aloha i Tsingatsa :)
Tongasoa aloha i Tsingatsa :)
5. Tsingatsa
(
22/10/2006 13:49)
:D:D:D
Mbola tsara ianao Fiffi!
Misaotra @ sosokevitra.
Mety ve raha ato andakozia isika no manomana ary izay masaka dia harosontsika tsikelikely ao anefitrano fisakafoanana Tsimialonjafy?
Mankatelina Fiffi!

6. Fiffi
(
22/10/2006 17:29)
Tsingatsa:ié ! tena mety kosa aloha io an! :)
Mety ve raha ato andakozia isika no manomana ary izay masaka dia harosontsika tsikelikely ao anefitrano fisakafoanana Tsimialonjafy?
7. Tsingatsa
(
25/10/2006 14:10)
Fiffi:
Manao ahoana ianao Fiffi!
:D Inona no Masaka?
Ireto no ketrika t@ serasera niaraka t@ i Haino:
Raha hanorina Fiarahamonina mirindra ( FMM) dia misy lalànany ( Lal):
:arrow:Lal1 : Miankina @ fahavononan'ny tsirairay ny FMM.
:arrow:Lal2 : Manana Petra-bola iaingana ny tsirairay manangana FMM dia (l) Ny fihavanana no taloha izany.
:arrow:Lal3 : Raha tsy voahaja ny fihavanana dia mihena iray fatra ny petra-bola, ohatra mandrotsaka mofomamy izay tsy nanaja ny Lal3.
Hono 'aho Fiffi: Sa ve asaiana mandrotsaka mofomamy anaty frigo izay te-hanangana FMM miaraka amintsika?
Raha ekenao ireo lal telo ireo dia ampio lal4 momba ny mofomamy dia arosoy ao anefitrano Tsimialonjafy fa efa miandry ny olona!
Tsingatsa:ié ! tena mety kosa aloha io an! :)
Mety ve raha ato andakozia isika no manomana ary izay masaka dia harosontsika tsikelikely ao anefitrano fisakafoanana Tsimialonjafy?
8. melody
(
27/10/2006 19:06)
Tsingatsa::roll::roll::roll::roll:
institution aiza no misy azao kay? dia avelandry zareo hampiasa ordi toy izao ve enao?

9. Tsingatsa
(
30/10/2006 10:04)
:DMisaotra anao Melody!
:arrow:Araky ny efa nambarako dia efa misotro ronono aho!
Ny tena marina dia misotro tantely na palissandre.
tena tsara mantsy io tantelyio
Mpampita hevitra no asako ary mias ha amn'ny tenako aho suy miasa ho an'ny fampitana hevitra mahasia rehetra
mhasoava ary ê

11. Tsingatsa
(
03/11/2006 07:35)
fiderana:
dia miarahaba sy faly mahalala anao tsingatra.:lol:
:D
Salama ianao Fiderana!
Ity misy ohatra Fiaraha Monina Mirindra (FMM) tianko zaraina anio:
Manapa dia tanàna kely iray atsimo andrefan'i Betafo ao Vakinankaratra! fianakaviana vitsivitsy nifindra monina no nanorina izany tanàna izany. taloha dia zohy fieren'ny dahalo io toerana io satria zary efitra. Amin'izao fotoana izao dia tany mahavokatra sy milamina satria miray hina ny mponina ao.
Tsy misy dahalo intsony satria mirindra ny FMM!
Izaho aloha tsy mbola tany fa tantara anaty boky no hitako.
Mazotoa miala sasatra mandritry ny sabotsy sy alahady daholo ny namana vaovao tsy ankanavaka:arrow: