fanorenana orin\'asa

1. akama2006 ( 19/10/2006 13:22)
miarahaba!
hono aho !fijo sy ny namana mpisera eto,ahona ny fandehany fanangana orin\'asa any mada!eo anivony lalana ny charge tsy maintsy aloha etsetra,izay tokony ho fantatra rehetra e!pme mpanodina vokatra no eritreritro izany!
misaotra
novalian'i prime ny 25/10/2006 14:13
2. fijo ( 19/10/2006 19:15)
akama,za aloha tsy any mada,nefa dia tena mahaliana ahy koa io resaka ataonao io.
tsy haiko koa mantsy ny fandehan'ny resaka ekonomia any,ka aleo ngamba ry prime no hanazava azy amin'ise,fa izy mahay an'io kokoa.
samy liana main'io isika .
3. akama2006 ( 19/10/2006 19:24)
fijo> tena toa mbola tsy nahazo kil isika koa!nefa tsy diso adiresy fa tena ato aminy tokony hjo izy le resaka!
4. prime ( 20/10/2006 11:30)
Ito misy mahaliana ihany :
http://www.guide.gov.mg/ io no tena izy (Guichet Unique des investissements... fa toa mbola en reconstruction angamba le site... fa omeko ihany dia rehefa vita tonga dia mety)

Dia ireto koa misy azo ijerena kely ihany mikasika ny lalàna sy ny rafitra misy rehetra ahafahana miditra...
http://www.primature.gov.mg/
http://www.mefb.gov.mg/
http://www.micdsp.gov.mg/
5. akama2006 ( 20/10/2006 12:16)
misaotra anao ra prime!fa dia hijery io izao!
6. prime ( 25/10/2006 14:13)
Efa tena mihatsara ny conditions sy ny environnement juridiques aty raha ny tena marina... ary mbola voies maro hafa aza no vao hosokafana mba hahafahan'ny rehetra mandray anjara feno @ asa sy ny famoronana asa ary ny fananganana orinasa madinika sy salantsalany ary vaventy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0972