14 candidats, the show must go on?

1. tezitra ( 19/10/2006 12:30)
non, tsy mbola manomboka ny propagande , fa ny tsy fifidianana no manomboka, donc iza no tokony tsy ho fidiana, ireo izay efa niasa aloha no azo tsaraina dia ireto no piste de reflexion:
1) candidat AREMA et ses bataclan:
Efa naloan'ny vahoaka, esperance de vie ny gasy passé de 60 ans à 40 ans, PIB bokantrosa, niveau scolaire moyenne ny gasy CEPE
2)ny candidat TIM:
Esperance de vie restee à 40 ans sinon 35 ans, niveau scolaire et infrastructure scolaire deplorable(samy mitondra rano isan'ny mpianatra hanodrahana gabone na sekoly), monnaie malgache de 1Euro = 8000 fmg à 1 euro = 15 000 fmg, c'est une nouvelle performance malgache, le record de radidy est battu)
novalian'i fijo ny 25/10/2006 22:22
2. lagoon ( 19/10/2006 12:45)
ie,sao dia ny TIM koa no nampiakatra ny vidin'ny pétrole eran-tany,ny TIM koa no nahatonga ny essai nucléaire tany Corée du Nord??

Raha ny resaka espérance de vie,dia asehoy ny étude nataonao eran'i Gadikara fa ny tarehimarika hitaka tao @ Unicef dia ireto.Tsara manko ilay miteny fa tsara koa raha mba asiana "source",aza mba maka-tahaka ny toetra ratsy sy ny fomba ratsin'i Tribune sy LGDI.
Ary ianao ity izany sao dia efa angatra kle,raha ny tarehimarika nomenao no jerena.

Izay aloa fa dia mampionona anao koa momban'i Pierrot.Diso tafahoatra ilay fraude sonia,su fraude certificat de résidence.

INDICATEURS

Population(milliers d’habitants) : 18113
Espérance de vie à la naissance: 56 ans
Taux de mortalité (< 5 ans) : 123/1000
Taux d’alphabétisation (adultes) : 71%
Taux d’inscription (école primaire) : 76%
Situation des enfants dans le monde (2006)
3. Lejim ( 19/10/2006 15:13)
tezitra i lagoon! :-D:-D:-D

4. sonwin ( 19/10/2006 15:13)
8)dia aza tezitra aloha ilay ery ambony fa ny propangande mbola tsy manomboka akory :o
5. fiderana ( 19/10/2006 15:31)
tezitra >> miverena aty fa tsy toy ny taloha intsony anie izao ê!, mionona @ izay efa mba azo, fa aza dia faly manaratsy foana, ianao io ngamba hatramin'izay tsy mba nahita ny fiainanao positive mihitsy, asa voabaiko toa tôtô kely azafady io teny io fa samy olom-belona isika, fa fomba fiteny io, izaho ry ise "tezitra" mba manoro hevitra an'ise ihany, aza dia manaiky hatao tohatra fiakarana izany,miakara @ ny herin'ny ise, vitan'ny olona ve tsy ho vitanao?, mba ny politikanao hatao fa aza mangalatahaka izay politika diso any. dia mba 8), dia mba :D, fa tena mampirediredy marina ity fiainana ity.^:^
6. fijo ( 19/10/2006 19:37)
tezitra tokoa ary sao dia asaina miresaka fotsiny eto???????
7. lagoon ( 19/10/2006 21:19)
Lejim:

tezitra i lagoon! :-D:-D:-D





Tsy eo tezitra aho ka.Ny tiako fontsiny dia arosoy ny porofo rehefa miteny zavtra toy ireny fa ilay resaka tsaho dia teny tsy tiako mihintsy.
Fantatro fa tsy tia Ra8 i leiry fa tokony asiana argument ny hevitra fa tsy wawawa.
Izany hoe 35 ans izany ny éspérance de vie ange ka dia provocation fontsiny e!
8. lapino ( 19/10/2006 22:23)
Raha 35ans izany ny esperance de vie, dia efa ho afaka hifidy ve i tezitra ?
9. Zina ( 20/10/2006 02:35)
o ry tezitra, ny fanjanahana 30 ans teo @ fitondrana ve mbola tsy fantatrao ihany e, fa notapenana inona ary ty masonao??????
10. papala ( 20/10/2006 11:08)
tezitra > terenao hitovy ve ny zahatra sy ny angady e? mba mijere tsara wa !8O8O8O8O
11. fijo ( 20/10/2006 22:57)
aiza i tezitra hiaro ny heviny fa voa mafy loatra e
12. xxx ( 21/10/2006 08:28)
ny olona anie refa tezitra de tsy hitany tsony ny tsara sy ny ratsy e ! fa na tsra be zao aza eo alohany ratsy foana io @ e !
13. tezitra ( 24/10/2006 11:31)
aza tezitra aloha lagoon malala a!
hoy i lagoon
INDICATEURS
------------------------------------------
Population(milliers d’habitants) : 18113
Espérance de vie à la naissance: 56 ans
Taux de mortalité (< 5 ans) : 123/1000
Taux d’alphabétisation (adultes) : 71%
Taux d’inscription (école primaire) : 76%
Situation des enfants dans le monde (2006)
-------------------------------------------
1) au moins d'accord isika @ ilay 1 euro = 15000 ou 16 000 fmg
2)esperance de vie tout court no lazaiko fa tsy à la naissance, misy plusieurs notion io, misy ny esperance de vie en bonne sante,tu ne sais pas ça! ?izay 47 ans ( OMS 2004 )
3)pkoi cette difference, corrigé ny OMS ny azy satria ny fotoana mamparary anao tsy economika
4)ary isika koa tokony hanao ny correction tsika satria ny OMS sy ny PNUD dia ny maty sy teraka any @ hopitaly no jereny, 60 % ny gasy anefa tantsaha ary 80 % n'io no tsy mankany @ hopitaly, satria lavitra, satria tsisy satria tsy fantany, satria tsisy fanafody intsony ny any @ hopitaly ka aleo maty ao antrano toy izay ho any @ hopitaly nefa satria tsisy any ny fanafody, d'où le chiffre 40 ans na 35 ans
4) dia misaotra mampiasa chiffre sy manao methode scientifique dia ampiasao koa izany demarche scientifique izany ka jereontsika rehetra ny gazety tà 1976 à 1982 fa nanao lalana mihotra andra8 radidy, car l'apparence est trompeuse ; nefa tsy nandroso ny gasy no tsy voky
14. kitjo ( 24/10/2006 13:43)
raha 35ans ny esperance de vie tsy tokony 15ans ve d efa afaka milatsaka hofidiana prezida zany?
@zay afaka mitondra 27ans koa...hahhahahha

kayle, ary mety tsy haharitra mandat ray akory marina nge zay lany eo ra zany sa?8-)

tezitra> ataon' ny olona fanalana andro enao ny farany!
15. fijo ( 24/10/2006 23:07)
tezitra an,aza dia miakatra loatra wa fa manimba izany.
40 taona vao mahazo milatsaka ho filoha,ka raha io izany,firy taona no ahafahany mitondra????
16. kitjo ( 25/10/2006 18:39)
14 candidats, the show must go on?

fa ngah misy oe 15 ny isan' ny candidats vao manankery ny fifidianana?

bahhh..bush + kerry = bedabe!

17. fijo ( 25/10/2006 22:22)
ka mbola vaovao le demokrasia ka aza gaga ndry e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092