DISQUALIFIE ny soavaly atao hoe Pierrot

1. akbaraly ( 18/10/2006 17:37)
Nambaran'ny HCC androany fa ts mazava ny dossier-ny satri misy signatures ts eken'ny HCC. Ts afaka milatsaka zany lery! Ts haiko zay tohiny fa ireo no deba tompn'ny teny farany de zay zany fa asa zay ataon'ny opposition! Miala tsiny amin'zay tena mankamamy an'i Pierakely fa de ny fonja angamba sisa no misafidy azy ra tonga izy de any indray izy afaka milatsaka ho president-n'ny fonja. Sur aho fa lany izy! De amin'zay izy mba ts malahelo be. Za alo malahelo an'i lery fa ts za anie ny HCC e! Tokony kosa izy mba tonga eto de mba afka milatsaka, sa aona?
novalian'i prime ny 06/11/2006 08:40
2. Fiffi ( 18/10/2006 17:43)
fa mba @ fomba ahoana moa no haneken'ny HCC filatsahana tsy misy sonia zany ? sady olona tsy any an-toerana akory ?
3. lemenakely ( 18/10/2006 18:20)
akbaraly:

Nambaran'ny HCC androany fa ts mazava ny dossier-ny satri misy signatures ts eken'ny HCC. Ts afaka milatsaka zany lery! Ts haiko zay tohiny fa ireo no deba tompn'ny teny farany de zay zany fa asa zay ataon'ny opposition! Miala tsiny amin'zay tena mankamamy an'i Pierakely fa de ny fonja angamba sisa no misafidy azy ra tonga izy de any indray izy afaka milatsaka ho president-n'ny fonja. Sur aho fa lany izy! De amin'zay izy mba ts malahelo be. Za alo malahelo an'i lery fa ts za anie ny HCC e! Tokony kosa izy mba tonga eto de mba afka milatsaka, sa aona?


DIA IZAY IZANY KOA !
4. lagoon ( 18/10/2006 19:11)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

5. fijo ( 18/10/2006 19:20)
efa fantatra anie fa tsy hoazo ekena ny taratasiny e,saingy terena atao ilay izy mba hisavorovoroan'ny tanana
6. xxx ( 18/10/2006 20:53)
oh lala waigna a ! ilay zavokan'edala io a !
7. manantsoa ( 19/10/2006 03:42)
Ny soavaly tsy alehany ary io jokey io mihitsy koa no tsy mamely e. izay karakarain' i leiry rehetra dia midoboka avokoa ary vao maika aza tsy hita tableau mihitsy.
8. fijo ( 19/10/2006 05:23)
diso kely ndry eto,fa tanteraka ny tanjony ka.lasa nattao resaka izy.izay no tena tiany
9. lagoon ( 19/10/2006 09:06)
Eto raha fanazavana kokoa ianareo.

http://www.madagascar-info.net/radiofahazavana/show_categorie.php?ID_CATEG=2
10. victime101 ( 19/10/2006 09:53)
tsy dia mety kosa angamba ny mampitaha no olona toy ny soavaly
11. oufouf ( 19/10/2006 10:00)
efa mazava ny amin'i pinocchio(non, pierrot :-D!) , ny sisa azo atao dia miady amin' ny moarisianina , mitady hanina fa tsy nahavoa ... asaivo miala any izy fa manala-baraka ny gasy ......, sô dé mba tokony hanao filaharana aza aty frantsa ho azy hoe : bienrevenue Mr le Prézidan:twisted: an' ny fandrebirebena.....
12. oufouf ( 19/10/2006 10:07)
oh lala waigna a ! ilay zavokan'edala io a !



zah mieritreritra fa misy tsy mazava koa ny amin' io z' avoca :twisted:iray io .... fa inn izany sonia tsy mazava izany ... sonian' ny z'avoca:twisted: ve?
sô dé usage de faux mila asiana enkety. tena mihinana mintsy raha izany, mila haverina any nosy lava raha izany ary any atramin' ny farany :twisted:....
13. tezitra ( 19/10/2006 12:04)
ben tsy surprise io, tsy evenement io, izy afaka nilatsaka aza no saika grande surprise, sahala t@ ekipa PSD t@ 1982 tamindradidy, sy alassane ouattara ao côte d'ivoire, ny suite ny tantara no jerena surtout ho an'i gasy, car marco et pierrot et leurs petites personnes respectives ce n'est rien , il y 3 questions:
1)hisokatra @ izay ve ny seranana ambalamanasy toamasina sa ho sacrifier-na jusqu'à 03 janvier

2)hanao ny declaration de patrimoine @ izay ve R8, ary le accusation de fraude fiscale en 2001 à son encotre, ho sokafana ve sa tsia ny dossié, car techniquement, sady tsisy non-lieu, no tsy notsaraina ilay izy, donc sans statut juridique

3)hogadraina @ izay ve i pierrot ka handefasana mandat d'arrêt international, sahala @ milosevic, satria tsy mety ny manao 2 poids 2 mesure:
-nagalatra string ny copine-ko, gadra 3 taona, prison 5 kongona
- supposé nanodina miliara ra-pierrot, condamné à 15 ans avela higalabona hotel 5 etoile
sinon liberez-vo daholo izay tsy namono olona - de 15 ans ao dago
ireo 1) 2) 3) ireo dia fiainan'ny gasy daholo fa tsy dossier pierot na marco ao @ HCC izay trop personnel
14. mandrindra ( 19/10/2006 13:00)
amiko manokana aloha dia tsy tokony ho io resaka sonia io no nabaribarin'ny hcc ho antony tsy anekena ny hifaninan'i pierrot.
ny mahatonga ahy hiteny izany dia satria andrimpanjakna ny hcc, ary ny fanjakana ihany no nanao izay tsy ahafahan'i pierrot hiverina any madagasikara. noho izany amiko toy ny mandrora mitsilany ny hcc, toy ny milaza hoe : tsy azonay fanjakna ekena ny atontataratasy napetrakao satria tsy navelanay hanitsaka an'i madagasikara ianao mba hanamarina ny soninao eny amin'ny manampahafehana miandraikitra an'izany.
dia io indray no hitarika fisavororona. dia ho lazaina fa i pierrot irery ihany no mahatonga korontana, na dia anisan'ny miketrika an'izany mafy aza izy. nefa amiko izao dia manana any andrakiny koa ny fanjakana.

aoka tsy ho adino fa misy antony hafa azo nolazaina ho nanafoanana ny dosie-ny. toy ny hoe nila nipetraka tany madagasikara amambolana maromaro alohann'y hametrahana ny antontantaratasy. ka maninona no io resaka sonia io fotsiny no resahina. tsy toy ny fiantsina ve izany?
15. fiderana ( 19/10/2006 16:03)
@ manaraka indray manarina ê!, aza kivy dia mieza mafy hanao ny tsara hampandroso ny fiainam-bahoaka sy ny firenena.:D
16. oufouf ( 19/10/2006 18:08)
:lol::lol::lol:
17. papala ( 20/10/2006 11:30)
tezitra > declaration de patrimoine ndRa8 ve ? tena tsy maharaka vaovao mihintsy marina an.

tamin-dRa8 nametraka ny taratasiny hilatsahany ho fidina @ 3decembre de efa nampiarahiny amin'ireo ny filazany ny momba ny fananany rehetra zay harin'izy mivady nandritra ny 40taona.

tsy maharaka an-DRa8 mihintsy marina ?=))=))=)).(rapide et durable)=))=))=))

zany pierrot zany kko lo de tsy hitako loatra zay dikany !
18. fijo ( 20/10/2006 22:54)
mandrindra an,dia ahoana indray ny separation des pouvoirs???tsy mety izany logika izany ka.
ouf ouf an,ny avocat kosa asany io,miaro ny kil izy,ka zoany tanteraka ny mitady hevitra izay mety,hoan'ny kil
19. tahirikely ( 26/10/2006 12:00)
somary be lohalika hono io soavaly io de tsy lany e very aho vola beko . sady toa hoe misy fofona hafahafa hono io soavaly io tsy hay izany vola nindraminy tany amin'ny banky britanyka izany . ao koa ny hoe toa anisan'irao nanapoaka tatezana ( hoy marc kely izay) io soavaly io izany hoa nanapaka haie e! tsy hay aloha izay tena marina momba an'io piera kely io e . fa toa hoe nametraka fitoriana tany @ fitsarana tampony hono izy io . mbola ho hita eo izay tohiny e.
20. fijo ( 26/10/2006 23:07)
ary lery kosa tia fitsarana an.milay ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086