chataigne

1. adidy ( 17/10/2006 21:27)
Aty aminay izao fotoanan'ny chataigne ka raisina an-tanandroa ny re7 rehetra!
Ny ato izao dia nandrahoiana t@ rano nandritra ny 3/4 h hono dia avy eo samy mamofy ny azy!! Tsara be nay ao anatiny! Vao mihinana iray dia tsy mahajanona intsony
novalian'i andry08 ny 22/10/2006 19:00
2. Fiffi ( 18/10/2006 05:19)
http://longuevergne.free.fr/recettes_a_base_de_chataignes.htm http://www.marmiton.org/recettes/recette.cfm?num_recette=20029 http://www.mabastide.fr/article/divers/cotecuisine/recettes/chataigne.htm http://www.linternaute.com/femmes/cuisine/recette/308915/1367708269/tarte_pruneaux-chataignes.shtml http://www.arts-culinaires.com/recettes_par_produit/chataignes-marrons.aspx
Fa ny ahy aloha de tsotra hiany ny fomba fampesaiko azy an! tsindromina kely ny chataigne de hatao anaty lapoaly de grilléna de zay ! rehefa mangatsiaka be iny ny andro tena manafana tsara mihintsy io !
Na koa handrahoko de halana ny hodiny de hanaovako farce atao anaty dinde !:miam::miam::miam:
3. adidy ( 18/10/2006 13:17)
Fiffi: merci, :-*
Mazotoa homana daholo!!!!:^)
4. Fiffi ( 18/10/2006 16:35)
:):-*
5. Zina ( 20/10/2006 19:04)
poulet aux marrons tena tsara mihitsy. Io no zavatra mba tiko t@ za tany frantsa hihihih
6. dailynews ( 20/10/2006 22:40)
ahatsiarovako t@ izaho mbola vao folo taona koa izany, tamin ny nakany frantsa voalohany dia izany no nalaza t@ izany dia hoe handeha hitsimpona an izany hono.
7. titis ( 21/10/2006 23:30)
Ampiarahana @ ovy sy poulet ihany koa ny chataigne(efa niala hodiny) de atao ao anaty four ,tena matsiro mihitsy!
8. Fiffi ( 22/10/2006 12:53)
miaraka @ champigon de paris :miam::miam::miam:
9. andry08 ( 22/10/2006 19:00)
Na hatao toy ny hachis parmentier miaraka @ boudin noir:miam::miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.22