Fa rehefa vita ny fianarana dia inona no tokony atao ?

1. xxx ( 17/10/2006 10:12)
Toa lasa voatery tsy maintsy mitady inscription foana isan-taona lava izao. Mankaleo.
novalian'i Fiffi ny 23/10/2006 20:27
2. sipagasy ( 17/10/2006 16:01)
???? nga tsy miasa rehefa vita ny fianarana???????^^
3. dailynews ( 17/10/2006 16:41)
raha azo atao dia mitadiava asa araka izay haingana satria izany hoe mitady inscription fona izany dia lasa mpianatra mandrakizay fotsiny. tadidio fa ny asa mitady experiences ny olona rehefa miasa ary ny taona ny tena dia miakatra foana indrisy ..koa gaga ihany ny olona raha efapolo taona anefa mpianatra hatrany hatrany tsy nety nanana traikefa mihitsy....mbola hahita asa ve?? mitandrema amin ity incription be ity fa aleo mody raha toa ka tsy mahita asa any ivelany. mahereza.
4. kitjo ( 17/10/2006 17:21)
ndao hody d hiaraka hiasa
5. fijo ( 17/10/2006 21:01)
resaka taratasy no mahatonga io miova fianarana lava io.ka hoy aho hoe,mitadiava asa,ary raha sanatria tsy mety ny aty,dia aleo mitady atao hafa any an tanana,fa any koa anie misy asa e
6. nolalaina ( 17/10/2006 21:36)
Marina izany!! sady miasa no mianatra dé refa tsy mety ny atao aty "papier".... (raha tena io) dé efa mba manana vatsy entina mody any @tanàna hanaovana zvt any!!
Courage fona éh!! :wink:
7. fijo ( 18/10/2006 19:17)
ie,sady izahay hivantana any rehefa mandalo.
8. Fiffi ( 19/10/2006 06:42)
fijo:
resaka taratasy no mahatonga io miova fianarana lava io.
nga tsy mahazo prolongation no miova fianarana lava ? heu...ho an'i xxx io an! Fa rehefa vita ny fianarana de miasa koh ! inona indray ?


9. mandrindra ( 19/10/2006 10:54)
raha toa ka arak'io voalazan'i fijo io hoe resaka paps no hitadivana inscription isantaona dia tsy manakana ny fitadiavana asa izany. raha toa ka misy mpampiasa manome tokinaina, an-taratasy io, fa hampiasa anao dia azonao aroso any amin'ny DDTEFP ny fangatahana zo hiasa eto frantsa.
10. fijo ( 19/10/2006 22:04)
any paris tsy haiko,fa raha aty marseille no mangataka io fiovana io,dia vita matavy.efa cas itakomatetika aty io
11. Fiffi ( 20/10/2006 05:51)
na ny prefecture aza de efa afaka manomé carte de travail kah! raha vao mahazo an'le séjour io an!
12. LazaDaddy ( 20/10/2006 06:44)
xxx:
Fa rehefa vita ny fianarana dia inona no tokony atao?
izay tianao atao ihany fa tsy misy afaka manery anao ka :) Tsara kokoa anefa raha manao ny sitrapon'Andriamanitra :)
Raha te hijanona any ivelany dia ialao tanteraka Eraopa fa maro ireo firenena azo aleha: Nouvelle Zelande, USA, Canada, Japon, ...
13. Fiffi ( 20/10/2006 14:57)
LazaDaddy:
Raha te hijanona any ivelany dia ialao tanteraka Eraopa
fa maninona kay ? fa inona no maha-samy hafa an'ireo firenena ireo ?


14. voromailala ( 20/10/2006 22:03)
Marina aloha fa tsy mora ny manova taratasy mpianatra ho lasa mpiasa, kanefa misy ihany ireo afaka manova, anisan'izany ireo mpianatra informatika, resaka fitsaboana.

Ny olana amin'ny manao inscription foana dia farany mety handa ny prefecture moa ianao koa leo mifindrafindra departement foana.

Ny sosokevitra omeko dia hoe raha azonao hatao ny managona vola hatramin'ny 14 OOO Euros, dia manaova fianarana grande ecole toy ny HEC, ESSEC, SUPINFO,EPSI,EPITA, sy ny maro hafa koa fa betsaka kokoa ny chance anao ahazahoanao asa, sy hivadihan'ny taratasinao.

Raha ao amin'ny orinasa hiasako zao ohatra dia ny gasy rehetra miasa sy manao stage ao dia nivoaka tamin'ny grande ecole daholo. Ny 90% ny stagiaire dia avy amin'ny grande ecole daholo.

Lafo ilay 14 000 euros , fa azonao hatao ny mitady credit, ary 6 mois mianatra ,6 mois stage dia matetika 1200 euros eo ho eo ny indemnité de stage ny olona nanao grande ecole.


15. fijo ( 20/10/2006 22:07)
io koa hevitra tsara raha maharaka
16. Fiffi ( 22/10/2006 17:44)
voromailala:
Marina aloha fa tsy mora ny manova taratasy mpianatra ho lasa mpiasa,
raha ny fahafantarako azy aloha de zao an! raha toa ka manana paps mpianatra ka nahazo paps koa ahafahana miasa de ny zavatra hatao de ny ahazahoana ny contrat d'embauche avy @ mpampiasa de @ io indray no tonga de ahazahoana fanalavana ny paps-nao!


17. tywa68 ( 22/10/2006 18:28)
tsy maintsy ny olona mampiasa anao no manampy anao hahazoana paps fa tsy mora aloha ê ! raha manana spécialité sy tian'olona (mazàna) dia ampiany ê ! bonne chance e :lol:
18. LazaDaddy ( 23/10/2006 03:33)
Fiffi:
fa maninona kay ? fa inona no maha-samy hafa an'ireo firenena ireo ?
Tsy ho voatanisa ny mahasamihafa ny firenen-kafa miohatra @ Eraopa. Fa raha manontany ianao hoe inona ny itovizany dia...angamba TSY MISY. :lol:


19. mandrindra ( 23/10/2006 13:40)
fijo, tsy haiko aloha raha mety eto paris. fa izaho manokana dia io no nataoko, fa tany rouen folo taona lasa izay.
20. Fiffi ( 23/10/2006 20:27)
LazaDaddy:
Fa raha manontany ianao hoe inona ny itovizany dia...angamba TSY MISY. :lol:
ka tsy hanontany anao an'io mihintsy aloha zah an! satria fantatro ara-dalana zany ! :roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2377