Volana tohiny ...

1. andrea ( 11/10/2006 07:13)
Ndao indray tohizana..
Niko> ianao no mamorona haingampanahy mahalasa eritreritra androany - volana karekare sa pompier manao zipo? sa hoe niverina ilay volana dia lasa voaborosy tsara ny lela teo anivon'ny vavolombelona 35 ...
Vale> laingan'i Chipie1 zany fa aza miazakazaka zany fa lasa mihomehy izy.. tohizana fotsiny ny Delirum tremens lazain'i booboo..
Fiffi > ataovy hoe Ble-blo ilay izay te mailay hiandry vaovao an-tsary .
volana ô!> lasa taty ilay ravitoto ..
Aleo tena atao resaka mandalo de izay mahavita tantara lavabe ...

Tairo ary ê !
novalian'i simplex ny 14/10/2006 21:49
2. nikopol ( 11/10/2006 09:14)
Raha misy namanareo hitanareo fa hody dia alainareo ve ny nify volamenany ? raha tena namana marina dia hilaza fa ilay mony be eo antapik’orona dia mitory fitia. Ianareo mahalala, izy mahalala fa ny elika tsy tiana no menakomby. Bonbon vivil samy manana.

Neny ô ! aza bedesina aho fa efa tsy manaikitra hoho intsony! Efa vitako daholo ny entimody hatraminy alarobia !

amina amina ty an-tôlé ! zimbao e!
andrea > imagine mandroso mafé lavakorona B maizina habillé danse klasike oh la la oh la la lost in tsanslation

3. simplex ( 11/10/2006 10:14)
malalaka v enao @ zoma hariva. odoie, film orera ony mitsikilo komisera, miafina eo ambody varavarana miaraka @ basy poleta masse 35. ah la la, tu es tres jolie .

eeee ka azakazaka ny fianana e, mandroso sy miverina no ady eo. Refa reraka minana yaorta, self made man. Misy manipy oditr'akondro tampoka eny @ arabe. Ratsy fanah nefa tiako b. sao everinao adala aza aho...
4. nikopol ( 11/10/2006 10:20)
za mba gaga, slip mille bandy no ady eo, fa izy kosa nge tsy niteny an'izany e! tohatry CGM tablier beige
5. booboo ( 11/10/2006 10:31)
Mahavita tantara lava be ve ny nify volamenany ? Za mba gaga fa tsy niteny an'izany e! Sao everinao fa adala aza aho @ zoma hariva. Ilay ravitoto mamorona aingam-panahy eo ambody tablier beige.
6. Fiffi ( 11/10/2006 10:52)
aleo aloha hamaky zay lazainareo vao hanohy ! :-D:)
7. ninih ( 11/10/2006 15:49)
:-D
8. simplex ( 12/10/2006 12:19)
voahirana andranomaria, takarina sarotra alaina. Kanefa d maro mpitia, bla bla aina. Mangatsiaka b kou ity rano ity zany.

D misy hiran'i Mage4 hoe silgoma ony refa lany ny tsirony d atsipiny. I'm falling into u...
9. andrea ( 12/10/2006 14:22)
bililava irery ô , fitafoza irery ô , any tsipelipely , any tsipelipely .!!!!. Mafana be laotra kosa hoa de aza atao mihoatra ny 35°hafanana de hita ny ao amban'i zipon'ilay pompier , .. :D:D tonga lasa fanina tamin'izay ra-komisera ilay film orera nitsikolovina nisy mpilalao mpandroso mafé de rehefa nesoriny ilay akanjo danse klasika, nosoliny string :twisted: :twisted: :twisted: de lazainy fa tablier beige ... :roll::roll:
Loza re olona fa ritra ny ranon'i marie , notakarin'i simplex, mafy hoa ity hafanana ity e !!! aleo hihazakazaka hamonjy an'i Vale fa tsy ampy ravitoto sao de mba manaikitra mafy ihany ilay nify volamena .......

Fitia samyhafa loko, nidy foana ny fotoana hiserasera isan'andro .. de odoyé e falling into u hono eeeee !! aza
10. Fiffi ( 12/10/2006 17:12)
vale tsy ampy ravitoto ? :-D:-D
11. nikopol ( 13/10/2006 17:07)
misy milaza fa mifanohitra aminy fivavahana ny fanalana volokelika ? tsy marina io raha tsy diso aho, sa ahoana hoy ianao

Dongadonga plosy ! jereo ny tananay ! fa na mihataka aza ! manampy ireto zaza

Bon week kia ! dia ...
12. Fiffi ( 13/10/2006 17:50)
dia....:?:
13. nikopol ( 13/10/2006 19:48)
defense de manaikitr'orona ! very trop dangerouse! kaiman mechant ! animal sensible ! love computers !
14. simplex ( 14/10/2006 21:49)
anio androany alina, tantaraiko anao fa tsy mahita tory satria te hatory. Jazz b kou zany revy zany. Indraindray izy mamaky gazety. Mamoaka feo hoazy, mais quelle classe.

D manonofy hoe ra mba zao moa no tonga eny @ volana. Neil armstrong, mahazo maillot zone eo @ fivohizana. ze mapelle bond! Amen.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0959