¿Gasy sa Vazah?
![](https://avatar.serasera.org/4be29bb75918adcdf32addc60218b2ef.jpg)
1. salmo
(
10/10/2006 16:38)
Mihamin-tombo ihany ity ny tena sady mihatapitra ny andro fianarana. Bainina miteny oe: europeana, Ny ''amigos de Mscar miteny oe: malgache. Ny amigos spane miteny oe: zay misy :-D:-D. Ny eritreritra miseo ho double fa samy buenas :p Tsy 100% izany fa aleo alou hilamina :-D:-D:-P
novalian'i ratonga ny 20/11/2006 15:25
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
5. fasaly
(
10/10/2006 18:41)
:roll::roll::roll::roll:8O:{:{:{
tena resaka ina aza izy zany:roll::roll::roll::roll:
nefa izy amin'io tsy mitsahatra mampiditra dinika:roll::roll::roll:
tena resaka ina aza izy zany:roll::roll::roll::roll:
nefa izy amin'io tsy mitsahatra mampiditra dinika:roll::roll::roll:
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
6. Fiffi
(
10/10/2006 22:05)
mampiditra dinika tsy misy hahafantarana hoe inona ny inona :{:{:{:{:roll::roll::roll:
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
9. xxx
(
11/10/2006 07:32)
tsy mahay misafidy???? sao dia tsy mbola tonga saina euuhhh vory saina mantsy e! izany hoe mbola tsy afaka maka fanapahan-kevitra matotra = mbola tsaiky keeely!!!
![](https://avatar.serasera.org/c4a043009b963ae2a58afeff2b2b8d49.jpg)
10. rurik
(
11/10/2006 08:37)
hi hi hinareo ry reto mampiomehy hi hi hi tena tsy azoko mihintsy le resaka asa na izaho no tsy mahazo resaka na le resaka no .................;
![](https://avatar.serasera.org/7dfc14d1b30c83f2a2647115aec52a14.jpg)
12. vakiniadiana
(
11/10/2006 09:39)
vazaha vita gasy lesy ry salmo alaina a :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/a0e5b20b0c4215f8d2baf9a56f5b7074.jpg)
13. Aino
(
11/10/2006 13:14)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 11-10-2006 10:45:24
Lohateny : Re : ¿Gasy sa Vazah?
Sao dia mifoka anana aza i salmo
saode misitona any izany marina aza elah ity fa mody tsy mikozikozy =))=))si o no?