Mitady namana scout (Paris)

1. booboo ( 09/10/2006 11:18)
Aia aby ny scouts taloha mipetraka ao Paris ô ?
Ndao hiverina hanao scout indray(na finona inona tsy olana zany), hanao Responsable no tena marina kokoa :°)ao @ zareo Tily ao Paris.

Ny ataon'ise ve ? Na eto tsika mi-bla bla bla @ zay fanontaniana tian'ise hapetraka ; na tongava @

Daty : asabotsy 14 Oktobra
Ora : Alohan'ny 16h
Toerana : 13, place Etienne Pernnet(sous-sol-n'ny Maison Paroissiale dia anontanio ao hoe aiza ny scout no mivory)
Metro : Ligne 8- direction Balard- station Félix Faure
Zavatra atao : Manomboka @ 16h, fivoriana miaraka @ rad sy ny Birao, hanolorana ny calendrier-n'ny activités 2006-2007. Fa tongava aloloha dia afaka miresaka mivantana @ zareo efa Mpiandraikitra ao @ zay.

Tanana havia.








novalian'i Fiffi ny 10/10/2006 18:57
2. Fiffi ( 10/10/2006 18:57)
k'aiza daholo ry namana eto paris ahh ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1523