namana tia sy mpanaraka politika

1. fijo ( 05/10/2006 23:14)
ity loahevitra iray ity no isan'ny loahevitra ahitana mpanaraka be sy tsy ahitana vazivazy firy eto amin'ny namana.(sy ny fahasalamana)
ny hany mba tiako lazaina dia,aoka samy halalaka isika eto haneo hevitra,ary ,aoka tsy hiady na hifankahala isika noho izany hevitra izany.
akaiky mantsy ny 03 desambara,ka mino aho fa samy efa miomana ny hanohana izay tiany aby ny tsirairay.
ka rehefa vita io,dia aoka hiaraka hifandom bera koa,fa nitsara ny gasy.
novalian'i prime ny 09/10/2006 14:42
2. soanja ( 05/10/2006 23:56)
Ekena Fijo.
3. patrick2002 ( 06/10/2006 02:38)
ka vera inona no hodonina ,fa ny ahy izaho yaourt no sotroiko rehefa vita ny 3 decembre :lol::lol:
4. ravatorano ( 06/10/2006 05:17)
famerenana ihany no atoako hoe tsy azo hanaovna propagandy na pub momba ny fifidiana na candidfat iray eto amin' ny forum indrindra fa ny fanasoketana ka mba tsy hisian ilay resaka hoe naninnn no voafafa izao sy zao dia aoka isika namana rehetra mlay b mba tsy hanao an izay eh .Ny fanehoan kevitra eto dia malalaka tokoa ary samia manao izay ho hafany amin ny fijoroana amin ny hevitra izay arosony e .
Tsiky dia ampy :D
Misaotra é:wink:
5. Fiffi ( 06/10/2006 05:25)
mbola fenao fahendrena ny namana eto kah! :) mino aho fa tsy hisy hiady zany !:)
6. Rainivao ( 06/10/2006 06:03)
Eto miakatra aza (oups tsy 1992 io an!)ny hevitsika mpanaraka politika e! Ireo voakarama hivohy hevitra antoko na ireo "fanatique intégriste" dia angatahana hipirina aloha. Vizana eo foana ianao fa vao mitsidika ny hevitrao dia efa traingon'ny namana e!
Ampiadio ary ny hevitra e!
7. papala ( 06/10/2006 08:13)
d inona zany no hevitra e ?

atomboy fa toa tsy hita izay hoe inona no ho lazaina?
8. little ( 06/10/2006 11:28)
ny teniko ariana hoa fa aza ny tenako e! tsy misy bedy eto ka!
9. mandrindra ( 06/10/2006 13:18)
ny hevitra no hifanakalozana fa tsy ny olona no mifankahala
10. prime ( 06/10/2006 15:03)
fa zavadehibe koa nefa ny fahafahana ao anatin'ny fifanajàna...
11. Fiffi ( 06/10/2006 15:40)
prime: ^:^=D
12. vale ( 07/10/2006 00:34)
mandrindra:

ny hevitra no hifanakalozana fa tsy ny olona no mifankahala
eka ouz!


13. vale ( 07/10/2006 00:35)
prime: marina izany...
14. vale ( 07/10/2006 00:36)
Fiffi::D
15. prime ( 09/10/2006 14:42)
Dia mazotoa avokoa e...
vale> :-*
fiffi> (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1661