mba mitady tonokira
1. tsiokatimo
(
05/10/2006 15:45)
Manao daolo e!!
Mba mitady ny tonokirany mahaleo re za azafady le "namana" iny sy ilay "ny tanany mama".
Misotra meloha
2. Fiffi
(
05/10/2006 16:59)
Misy tononkiran'ny Mahaleo bdb ange ato @ tononkira eh! tsy nojerenao ve ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=1
3. heriniaina
(
13/10/2006 07:44)
mba mitady tononkira ny JEAN AIME DE BEMARIVO izaho asa misy ao aminareo ao azfd tompoko ,< andrasako foana anao cherie >
4. Fiffi
(
13/10/2006 17:48)
mba nitady hiany aho fa tsynahita an !
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0066