inn no antony?

1. Aino ( 05/10/2006 15:27)
izaho aloha dia anisany olona lasa saina sy be eritreritra momba itony zavatra miseho itony eh!!
fa dia inn laotra no mahatonga ny akabehazany lhl hanolana zaza tsy ampy taona na zaza kely, nefa vhv be dia be dakany alika eraky ny tanana hireo!!
sa ve hoe mbola madio izany, sa dia inn laotra no hanaovany any izany eh!!
fa raha mba izaho moa no mahatratra ny ray @ hireny fa vitaiko de ny eo ihany ny aminy raha azoko atao. manimba ny hoaviny ny sasany fotsony.
novalian'i ninih ny 09/10/2006 13:38
2. raygasy ( 05/10/2006 16:32)
marina izany fa tsy mety kosa raha manolana izany e!fa ny mety mahatonga izany dia olona tsy mba alafa maneo ny heviny izy ireny na koa sari-tahotra dia aleony ireny no atao tsy afaka mamaly azy toy ny tianao hatao fa tandremo sao ianao indray no maty eo an!
3. salmo ( 05/10/2006 16:44)
fa angah ny lehilahy ihany no panolaka zaza tsy ampy taona eto an-tany? dia enao ve anisany ilay vhv dakana ôtrany alika? ny fehezanteninao tokony hisy fanajana @ bandy rehetra. Fa angah nareo vhv ihany no tsara sy hajaina fa marina foana? ¿zay zany ahoana? biby?:-D nareo koa aza mba mahalasa saina rehefa raiki-pitia aminay bandy a+ sady mila vaniny be rehefa rehefa mila fitia :P. Aza asiana anizany resaka zany fa tsy milay fa mitovy ihany isika ¿si o no barcelonista?
4. pissoa ( 05/10/2006 17:10)
Inona ny antony ?
Betsaka.

Misy avy amin'ilay lehilahy ihany : Rongony, hakôndranana, tsy fahafehezan-tena ... Tsy azo atao tsinontsinona koa nefa ny fandraisana anjara ankolaka ataon'ny olona maro amin'ny viol : ireny olona mpiboridandridana ireny (meteza henjehin'ny eritreritra), ny karazana finoanoam-poana, ...

Vonoiko ve ra zah no mahita ?
Miankina.

Raha le vehivavy mpiboridandridana etsy sy eroa ireny dia mety tsy hanao na inona na inona zah :oops: Raha tsy nahazo izay tadiaviny izy mantsy dia nahazo ny sahaza azy tsara ka nahoana no hovonoiko ilay lehilahy :?:

Raha ankoatra izay dia hiezaka hanampy an'ilay violer-na.

:-*:-*:-* daolo dia aza mba misy mi-viol olona zany ny lehilahy na vehivavy fa tsy tsara izany.
5. cutie ( 05/10/2006 17:26)
Mpandefa : Aino [ Valio ] 05-10-2006 17:27:26
Lohateny : inn no antony?
izaho aloha dia anisany olona lasa saina sy be eritreritra momba itony zavatra miseho itony eh!!
fa dia inn laotra no mahatonga ny akabehazany lhl hanolana zaza tsy ampy taona na zaza kely, nefa vhv be dia be dakany alika eraky ny tanana hireo!!
sa ve hoe mbola madio izany, sa dia inn laotra no hanaovany any izany eh!!
fa raha mba izaho moa no mahatratra ny ray @ hireny fa vitaiko de ny eo ihany ny aminy raha azoko atao. manimba ny hoaviny ny sasany fotsony

Ny antony hono de satria t@ mbola kely ry zareo de efa nisy ni violer, de lasa manataranaka le izy .
Ny antony sasany njay moa de efa ny hadalana tsotra zao. Efa misy voa kely mitsy ny saina.
6. salmo ( 05/10/2006 17:28)
Tsy marina zany. Misy daholo na vhv na lhl miboridandridana. kou anareo vhv aza oh: nareo ve manaiky fa hataonay ôtrany alika ny fiheveranay anareo? :p :p :-D amiko alou de mitovy isika, samy manao ny ratsy sy ny tsara. raha izany kou no tena fisainanay bandy, Bold text¿ahoana no hiadivanareo vitana aminay kôfibay? tsss resaka manambany Underlined textHombreUnderlined text fotsony
7. Fiffi ( 05/10/2006 17:29)
ny antony ? tsotra fotsiny ! marary ny sainy !:evil:
8. Aino ( 05/10/2006 17:31)
raygasy ka de efa mahamofady mihintsy ko!! aza mba aty aminko fotsony izy no mitonatonana ko!! na mahery tahaka ny tsozona aza hitako eo ihany no anaovana azy!!

salmo tsy manome ny tsiny ny bande rehetra aho fa ho any izay manao any izany ihany no ampidiriko ao anaty resaka fa tsy de hoe izy rehetra, aza mora miakatra fa tsy ny rehetra no lazaiko hoe!!:°)
9. xxx ( 06/10/2006 08:22)
Aino:

izaho aloha dia anisany olona lasa saina sy be eritreritra momba itony zavatra miseho itony eh!!
fa dia inn laotra no mahatonga ny akabehazany lhl hanolana zaza tsy ampy taona na zaza kely, nefa vhv be dia be dakany alika eraky ny tanana hireo!!
sa ve hoe mbola madio izany, sa dia inn laotra no hanaovany any izany eh!!
fa raha mba izaho moa no mahatratra ny ray @ hireny fa vitaiko de ny eo ihany ny aminy raha azoko atao. manimba ny hoaviny ny sasany fotsony.



La grande majorité des pédophiles sont des hommes, mais la proportion de femmes pédophiles demeure difficile à évalue, car leur pédophilie peut s'exprimer d'une manière beaucoup plus discrète que chez les hommes. On trouve des pédophiles dans toutes les couches de la société.
Il existe des pédophiles exclusifs (attirés uniquement par les enfants), des pédophiles préférentiels (attirés surtout par les enfants), des pédophiles non préférentiels (attirés surtout par les adultes ou les adolescents mais aussi par les enfants).
Pour les empêcher de passer à l'acte il faut les denoncer.
Raha mahita olondebe mitsaptsapa vodin-jaza ohatra na manao resaka mamoafady amin'ny zaza tsy ampy taona.
Raha mahatratra olondebe manao fifandraisana resaka vetaveta internet amin'ny zaza tsy ampy taona ka mandainga taona milaza fa zaza koa dia efa manana tendance-na mpanolana raha tsy efa mpanolana fa mitady remby izay tratrany.
Olon-debe lâche ny mpanolana satria manararaotra ny naïveté ny zaza ary tsy mahasaky manantanteraka ny pulsion sexuelle @ olondebe tahakazy.

Ity ny association azonareo hi-denoncer-na azy :

Association L'Ange Bleu
A.N.P.I.C.P. (Association Nationale de Prévention et d'Information Concernant la Pédophilie)

33, avenue Philippe Auguste
75011 PARIS
Tél. (N° Indigo) : 0820 392 192
Fax : 01 53 20 99 21
contact@ange-bleu.com







10. ninih ( 06/10/2006 12:47)
isan' ny zavamisy mahamenatra io, fa misy ny lhl no manana aretin-tsaina.
11. papounette ( 08/10/2006 11:55)
salmo:

fa angah ny lehilahy ihany no panolaka zaza tsy ampy taona eto an-tany? dia enao ve anisany ilay vhv dakana ôtrany alika? ny fehezanteninao tokony hisy fanajana @ bandy rehetra. Fa angah nareo vhv ihany no tsara sy hajaina fa marina foana? ¿zay zany ahoana? biby?:-D nareo koa aza mba mahalasa saina rehefa raiki-pitia aminay bandy a+ sady mila vaniny be rehefa rehefa mila fitia :P. Aza asiana anizany resaka zany fa tsy milay fa mitovy ihany isika ¿si o no barcelonista?

Marina fa tsy mety ny nitenenany Aino hoe"nefa vhv be dia be dakany alika eraky ny tanana hireo!!" fa enao ko mba hors sujet.
Resaka hoe innn ny antony mahatonga ny fanolanana zaza tsy ampy taona ataon'ny lhl no sujet fa zay no matetika hita sy lazain'ny gazety isan'andro.Tsy hitako ny antony mahatonga anao tonga de be fiavy be ohtran'io.....
De efa nisy nanazava ery @ farany ery.



12. fasaly ( 08/10/2006 12:04)
aino: tandremo voaholana any indry an!:wink::P8)
13. Aino ( 08/10/2006 18:02)
hihihihi raha lamba dia mety mora aholana fa raha izaho angamba mety sarotra ihany:°)!!!
14. ninih ( 09/10/2006 13:38)
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083