Oroka farany. Laurent Voulzy

1. hery ( 02/10/2006 08:47)
Ary be mpitia be ilay hira frantsay hoe "Derniers baisers" an'i Laurent Voulzy. Tamin'ny voalohany nandrenesako azy herinandro vitsivitsy izay dia ohatran'ny Voulzique be zany :-p fa nony tena tapitra tokoa ny été (aty Eoropa) dia lasan'embona indray.
Hmmm :?

ity ny sombiny

Quand vient la fin de l'été, sur la plage
Il faut alors se quitter
Peut-être pour toujours
Oublier cette plage
Et nos baisers

http://www.degaine.com/parolederniersbaisers.php
novalian'i Fiffi ny 12/10/2006 16:58
2. Fiffi ( 02/10/2006 08:53)
hummmm ! manja io hira io an! tsy an'i C.J ve ny V.O an'io ? fa aleo aloha i L.V no mihira azy fa misy charme bb kokoa an! sady...:)
3. vale ( 02/10/2006 14:50)
hery> :-D...toa anao izany koa, ny tonony no tena manintona ahy @ iny fa le feony ohatry ny mônôtôna be zany:-D:-D:roll:
4. mandrindra ( 02/10/2006 15:08)
ilay tonony aloha milay e. rehefa avy nafana be dia mety hisaraka mandrakizay, samy hanadino an'ilay mamy be
5. vale ( 02/10/2006 17:44)
mandrindra>:-D:-D:°)
6. Fiffi ( 02/10/2006 18:16)
mandrindra: de ho vitanao ve ny hanadino an'le mamy be ?:wink::-D
7. vancleef ( 02/10/2006 23:53)
Ô ry Hery an!
Rehefa sefo anga dia mahazo manao "citation" @'ny teny farany tsy aihy fa tsy hoe rohy fotsiny dia ampy ?
Tao miteniteny faona aho izany.
"
Article 1 : Le chef a toujours raison
Article 2 : Si le chef a tort cf l'article 1
"
8. Fiffi ( 03/10/2006 15:01)
:roll::roll: misy lalàna koa nga hoe tsy azo hatao ny fandefasana hira @ teny frantsay ry van ? :roll: zahay aloha mankafia an ! sady :) de ampy !
9. fijo ( 05/10/2006 09:34)
tsy ny ririnina mangatsiaka aza ve ry zalahy no vao miha ,mampa te hitambatra hakana hafanana?
10. mandrindra ( 05/10/2006 10:50)
vale, ka tsy aleo ve izay e?
fiffi, ilay mamy be tsy hadinoina fa ampirimina. dia rehefa samy manana dia mamerina azy raha samy afaka
11. Fiffi ( 06/10/2006 06:12)
mandrindra: ka hoe Peut-être pour toujours
Oublier cette plage
Et nos baisers
indrindra fa le hoe "Et nos baisers" hummm ! nefa raha mamy be kosa aloha @ fomba ahoana no hanadinoana an'io ? :)
12. mandrindra ( 06/10/2006 13:04)
ka efa hoe "peut-être" fa tsy voatery izany hoe "pour toujours"
13. Fiffi ( 06/10/2006 15:33)
tsy voatery marina ...:)
14. vancleef ( 10/10/2006 20:33)
Fiffi:

:roll::roll: misy lalàna koa nga hoe tsy azo hatao ny fandefasana hira @ teny frantsay ry van ? :roll: zahay aloha mankafia an ! sady :) de ampy !

Tsy misy lalàna hoe tsy azo hatao ny fandefasana hira @ teny frantsay ry Fiffi an ! sahala ny hoe tsy misy lalàna ny manao "Hatsikana sy lalao" amin'ny teny vahiny na tsy misy dikanin'intsony aza rehefa hadika @ teny gasy.
Rehefa ny sefo no manoratra dia ireo artikla roa ireo ihany noho manankery faha rehefa ny hafa dia mahazo hoe : nahitsin'i Hery no hoe hataovy teny gasy izay aho voa mamaly na voasivana fotsiny izao.
Na dia mankafia aza ianao dia :) fotsiny dia tsy ampy.
Il faut être cohérent avec soi-même
15. pissoa ( 10/10/2006 21:10)
Vancleef : sao diso ianao ? Vakio kosa ny fitsipika (ilay mifehy ny serasera fa tsy ilay notovanan'i Vancleef akory an). And please, please, please ... soyez cohérent avec vous-même :roll::-D:-D:-D
16. vancleef ( 10/10/2006 21:59)
pissoa:

Vancleef : sao diso ianao ? Vakio kosa ny fitsipika (ilay mifehy ny serasera fa tsy ilay notovanan'i Vancleef akory an). And please, please, please ... soyez cohérent avec vous-même :roll::-D:-D:-D

Pissoa an ! Tsy diso aho ! Raha ianao noho nanoratra an'io lahantosratra io voahalohany dia nety voa-hitsy na voasivana'ianao satria ilay rohy fotsiny dia ampy. Mbola tsy vaosivana angamba ianao ka tsy fantantsao.
Tsy anaraka an'i Hitler aho (Je ne vais pas parodier Hitler) faha eto @ ity takelaka ity ange dia "Madag


17. vancleef ( 10/10/2006 22:04)
vancleef:

pissoa:

Vancleef : sao diso ianao ? Vakio kosa ny fitsipika (ilay mifehy ny serasera fa tsy ilay notovanan'i Vancleef akory an). And please, please, please ... soyez cohérent avec vous-même :roll::-D:-D:-D

Pissoa an ! Tsy diso aho ! Raha ianao noho nanoratra an'io lahantosratra io voahalohany dia nety voa-hitsy na voasivana'ianao satria ilay rohy fotsiny dia ampy. Mbola tsy vaosivana angamba ianao ka tsy fantantsao.
Tsy anaraka an'i Hitler aho (Je ne vais pas parodier Hitler) faha eto @ ity takelaka ity ange dia "Madagaskar über alles" ka rehefa ny sefo tsy manaraka ny fitsipika soratany dia miteny ny hevitro fotsiny aho






18. Fiffi ( 12/10/2006 16:58)
sombin'hira milay kely io ve de ...:)hummm :) de ampy eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1387