Marina ve?
1. salmo
(
28/09/2006 16:28)
Jereo ny http://www.youtube.com/watch?v=c8sYCh0yJJU
novalian'i prime ny 02/10/2006 13:10
2. Fiffi
(
28/09/2006 17:27)
ka mbola tsy tonga zany le "opportunité" fa de miandry an'io zany ! "Que Dieu Bénisse notre pays"
3. fijo
(
28/09/2006 19:34)
efa tonga izany ny "fahafahana"satria efa tsy izay intsony ny hiaka.tsara izany,fa le hiandry ny fitahian'i lery kosa loza be,satria lery aza tsy misy akory ko
6. Razouzou
(
29/09/2006 16:46)
Efa ela aho zay noe fa naheno propagandy hoatranzay :-@ mino zao fa filozofia sy moral fotsiny zany .Maro no efa niteny tahaka io nefa de aiza eee:-@.Tsara lo le pub tena nisy fivoarana ny teknolojia malagasy , kanefa lery io ve mba mahalala ny engagement teneniny sa:?: tsy hoe manohitra za fa le fomba fiteny hoe mahavita azy no mapme be .
