partition magic!

1. little ( 28/09/2006 13:15)
Fampiasana azy amin'ny ambangovangony e! zay mahalala sy efa nampiasa!
merci mialoha e
novalian'i fabio ny 13/10/2006 09:33
2. Fiffi ( 28/09/2006 14:05)
inona zany partition magic ?:roll:
3. Kamoufle ( 28/09/2006 14:08)
Somary hazavaiko anao ny kely fantatro an,
Partition magik ry sakaiza an , dia irony antsoina hoe logiciel utilitaire irony , ahafahanao mi-optimiser ny accès disque dur, izany hoe an , ohatra ny building be ny disque dur iray an , ka raha ohatra hoe ho any amin'ny 12 e etage enao an ,mila ascenseur no haingana, fa tsy handeha tongotra akory an, izany hoe ,raha mampiasa partition magik ianao an , ( mety ngeza ngamba ny capacité disque dur an,) afaka zarainao maromaro izy , roa na telo no fampiasa an , ka afaka ianao an ,mi demarre ny asanao an , amin'izay partition disque tianao,ohatra hoe ny iray atao usage perso , ny iray atao accès piblika.
Azonao atao ihany koa ny mampiasa systeme d'exploitation samihafa amin'ireo partition ireo an , na mampiditra irony version piraté irony , efa mivoaka izao ny version betta ohatra windows vista
dia mba classenao ao, dia hianaranao ny manipulation , , tsy mandona ny motera de base , azonao.
Raha mba azo atao partition magic ohatra izay ry ise ny vehivavy, dia mba rehefa tonga volana ny iray , ny iray afaka miasa tsara , fa tena tsy miady ilay izy manda be ireny ,ohatra ny ordi voan'ny virus , midongy be fotsiny..
Anontanio hery raha mbola misy tsatsatsatsa tsy aritra ee.
4. little ( 28/09/2006 14:12)
ilay fampiasana zy no tena bleme ka! fa mahafinaritra aloha ilay faznazavana madinidinika e! mbola miandry ny manipulation e!!!!
5. Kamoufle ( 28/09/2006 14:21)
Partition Magic te permettra de repartitionner ton disque dur sans avoir à effacer les informations qui s'y trouvent.

Parmi les fonctionnalités, il permet de partitionner les disques externes USB 1.1/2.0, reconnaît les disques de plus de 160Go et permet de fusionner deux partitions NTFS. Également, effectuer une fusion de deux partitions, découper une partition en deux et de positionner les dossiers dans l'une ou l'autre des partitions créées.
Partition Magic peut aussi transformer les partitions fat ou NTFS en fat32 et reconnaît la plupart des partitions existantes : NTFS, FAT, FAT32, ext2fs etc.
Plus claire que ça pas possible ,insère le cd rom dans ton lecteur et suit les instructions, de toute façon il s'exécute seul alors bosse au lieu de nous gaver la vie,tu n'as pas à t'inquieter ,si tu manipules bien ,il y aura pas perte de données , ok dak chef,moi je risque de te couter cher pour mes frais de deplacement , alors tant ka faire il fo oser lancer la machine....
6. little ( 28/09/2006 14:35)
Est ce un discour que qui n'a pas besoin de reponse ou pas? vaut mieux ne pas te repondre mon cher ami ca ne servira a rien de toute facon et ca n'aide personne en tout cas en ce qui concerne la manipulation de ce programme. Merci quand meme pour l'info generale que tu as daigne nous donner. cheeers
7. Kamoufle ( 28/09/2006 14:42)
Mais mon ami , mon ami, je vois ton bleme, mais il fo etre sur place pour t'accompagner , moi je ne peux pas,tu me fais pitié , tu doutes pour rien..lance le ,lit , exécute et reflechi, vouaaaaaaala,à distance comme ça , on risque de gerber ici...
Bize
8. little ( 28/09/2006 14:57)
Merci mon ami, mais la prochaine fois si tu veux aider un compatriote, essayes de repondre comme il faut les questions posees et aller au fond des choses et surtout d'etre plus precis. Tu sais tout le monde n'a pas un cerveau comme toi, comme moi qui n'a que le cepe (meme si tu as voulu nous tromper avec to faux cepe, on arrive e voir tes competences) ok, a bientot mon cher ami! :-*
9. xxx ( 28/09/2006 15:37)
Kamoufle:

Somary hazavaiko anao ny kely fantatro an,
Partition magik ry sakaiza an , dia irony antsoina hoe logiciel utilitaire irony , ahafahanao mi-optimiser ny accès disque dur, izany hoe an , ohatra ny building be ny disque dur iray an , ka raha ohatra hoe ho any amin'ny 12 e etage enao an ,mila ascenseur no haingana, fa tsy handeha tongotra akory an, izany hoe ,raha mampiasa partition magik ianao an , ( mety ngeza ngamba ny capacité disque dur an,) afaka zarainao maromaro izy , roa na telo no fampiasa an , ka afaka ianao an ,mi demarre ny asanao an , amin'izay partition disque tianao,ohatra hoe ny iray atao usage perso , ny iray atao accès piblika.
Azonao atao ihany koa ny mampiasa systeme d'exploitation samihafa amin'ireo partition ireo an , na mampiditra irony version piraté irony , efa mivoaka izao ny version betta ohatra windows vista
dia mba classenao ao, dia hianaranao ny manipulation , , tsy mandona ny motera de base , azonao.
Raha mba azo atao partition magic ohatra izay ry ise ny vehivavy, dia mba rehefa tonga volana ny iray , ny iray afaka miasa tsara , fa tena tsy miady ilay izy manda be ireny ,ohatra ny ordi voan'ny virus , midongy be fotsiny..
Anontanio hery raha mbola misy tsatsatsatsa tsy aritra ee.



nianatsa lesona ihany ange kala zany eh :-D:-D:-D


10. xxx ( 28/09/2006 15:40)
fa i kamoufle sy little ve mba manaraka fitsipika ? fa ahoana zao resaka teny vazaha be zao ??:roll::?:
11. fabio ( 13/10/2006 09:33)
tsotra kely ny mampiasa azy, vao misokatra izy d misy sary eo d klikenao ilay sary (partition io) d refa avy eo akisakao na zarainao amzay d ety ambany misy oe effectuer angamba izy zay d vita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2353