Mitady trano na hefitrano NY City!!!!

1. xxx ( 28/09/2006 00:10)
Mba saika hila fanampiana ry namana sy tapaka fa mafy ny ataky!

Ny zavatra tadiaviko dia "information" momba ny trano hofaina, na hefitrano, na izay mety rehetra ao New-York, fa tsy maintsy makany aho ato hoa ato mantsy nefa tsy te handeha Motel na Hotel fa lafo lĂ´tsa!!!!

Ny olana dia iray volana ka hatramin'ny 40 andro fotsiny no tadiaviko fa tsy bail-na 9 volana na 12 volana.

Dia misaotra indrindra amin'izay afaka manome rohy na vaovao, na inona na inona! =D:-*

[size=8]NB: miala tsiny indrindra manao xxx fa tsy tiako ho tazan'izay olona mpamitaka izay mantsy ny ps-ko!!!![/size]
novalian'i dailynews ny 29/09/2006 13:48
2. Fiffi ( 28/09/2006 06:10)
ry cutie sy soanja angamba no mety hamaly anao momba an'io .
3. Solitikabe ( 28/09/2006 20:04)
Ao New Cutie izany an
4. dailynews ( 29/09/2006 13:48)
jereo eto fa mi-sublease izany no tokony hataonao.
http://www.metroroommates.com/keyword/Sublease.html

na izao ihany koa ireny motel ireny anie misy manao isankerinandro sy isambolana ihany koa e. jereo ihany koa any New Jersey fa any misy moramora kokoa noho NYC na ny trano na ny motel, NYC lafo be mihitsy, dia afaka mandeha metro ianao tahaka ny fanaon'ny olona rehetra. betsaka ny olona mipetraka ao miasa any NYC. raha mbola mahita info hafa aho dia teneniko anao.
mazotoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3517