mangataka raha misy

1. danibe ( 24/09/2006 21:21)
mba omeo ny tonon'ilay hiran'ny ainga hoe: tout mon temps pour toi izay manana. misaotra mialoha.
2. razokybe ( 25/09/2006 10:15)
tsy manana...
3. lanto ( 25/09/2006 10:37)
Mba nivoaka k7 na cd ve io hira io ? Zah kou mba te hanana azy hohenoina :)
Izao no tadidiko :

Ma première chanson pour toi
Tu reconnaitras ma voix
Elle va te dire
Et te redire que pour toi j'aurai toujours le temps
Le Temps qu'il faudra à ton coeur pour croire à ces trois mots "je t'aime"


de lalala ny sisa :)
4. cmbolatiana ( 02/10/2006 11:01)
Jereo ao amin'ny tonkira fa ho alefako aho
Dia mankafiza daholo ô
:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0065