mandrimandry manan'aretina i gasikara!

1. akbaraly ( 22/09/2006 17:17)
Sali daholo nareo e!
ts de nisy vaovao be nahasarika saina zao nandritra ny 3 na 4 andro angamba zay. Hainareo hoe maninona? satria eo ampiketrehehana faraparany ny tetik'ady hoentina miady amin Ra8 ny mpanohatra. Mitady izay soavaly tena favori halefa mihazakazaka ry zareo amin'zao, ny mpanohitra sasany ndray de miandry sao de mba hitsikian'ny vintana ka alain'Ra8 miaraka aminy. Ny fantatro aloha de i Lahiniriko no tena candidat potentiel n Ra8 amin'zao satria efa marobe ireo AREMA izay manohana azy ary ny tena Deba aza ohatran'ny hanohana azy io fa tsy hanolotra candidat. Ny momba an'i Pierrot ndray de ity, i Rossy aloha no alefa aty mialoha mba hitsapa ny rano de ra samborina izy de horaikitra ny gitraka, tsy samborina izy de manao fampielezan-kevitra amin'ny fiavian'i Pierrot sady manamafy orina sy manambatra ireo opposition zay efa toa misara-bazana amin'zao. Ka ra ilay voalohany no mitranga zany hoe samborina izy de vao maika hahazo vahana ry zareo ka ny provinces 5 mihitsy no hiaraka aminy ka de tsy hisy io 3 decembre io na hisy ihany io fa ao anaty korontana. I Pierrot ndray de tsy maitsy ho avy alohan'ny hikatonan'ny fametrahana ny antontantaratasy ilainy amin'ny filatsahany ho fidina ka ra toa izy ka gadraina de ho raikitra ny gitraka ary foana ilay 3 decembre na hisy fa de gitraka be. Mazava aminareo ve? Ka izy roalahy ireo de tsy maintsy ho avy ka ny dikan'izay de hisy gitraka be ao amin'ny tanana!
Tsy mampitahotra aho fa tiako ho fantatrareo le izy amin'zay nareo mety mba hilaza izay fantatrareo ihany koa ra marina zany na tsy ampy na diso. Sa ahoana? Za nefa de momba ny mpanohatra hatrany fa tsy tia ny gidragidra. Amiko de ilaina ny mpanohatra eo amin'ny firenena iray mba hampandroso sy hahatonga ny mpitondra ho tonga saina amin'zay tsy mety ataony (ra tena zany marina moa!?).
novalian'i fijo ny 05/10/2006 23:10
2. besoiiin ( 22/09/2006 18:09)
8O8O8O
3. fijo ( 22/09/2006 19:53)
akbaraly,efa zavatra voaresaka teto io fodiana sy fisamborana io.efa voavinavina fa hoatao tetika hanakorontanana io fisamborana io.saingy ity no tsy tsapany.raha mody tokoa izy,ka voasambotra,ary tsy mihetsika ny frantsay,dia veloma ny azy,fa hoadinon'ny olona toa an'i voninahitsy koa izy.nefa mino aho ,fa ny frantsay dia tsy sahy haninona eo raha izy no te hody any.ka dia miandry isika
4. Simpona ( 23/09/2006 08:21)
8O8O8O8O8O
Loza in ndray, io ??? de tena marina ve io kôzy io??
Raha io no marina dia korotana terena hisy miitsy zao. Ary mino aho fa raha te hanakorotana izy de tsy maintsy hanao fandrangitana vahoaka indray.
Ny mampalahelo ami'ny mpanao politik am resak ôtr'zao dia ireo fôna ny manao fandrangitana amin'ny adim-poko. Ka na ady tsy misy aza dia tabatabaina hisy ho azy
:-w:-w:-w :cry::cry:
Anatsy kotaba ndray zany ny Krismasy sy Taombaovoao
:snif::snif:
5. vetsoko ( 23/09/2006 11:46)
ary raha tsy samborina izy ohatra fa avela hifaninana fotsiny,de hampitahotra ve,de ho resy ve ra8????diniho tsara anie e!sa ve tena atahorana marina leiry?????
6. akbaraly ( 23/09/2006 15:49)
Ra tena tonga eto i leiry io ry zalahy de tena minoa ahy nareo fa ho korontana ambony ambany ny ao amin ny tanana. marina ny anareo fa ry zalahy ihany no mitady korontana sady tsy ho afaka amintsika gasy mitsy io fanavakavahana io ary ny provinces 5 de afaka miaraka tsara ra ohatra ka tena lasa lavitra ny tantara. io anie de tena toetsaina nampidirin ny frantsay tamin ny zanataniny rehetra e! Ka efa tena raikitapisaka le izy de sarotra be ny hiala aminy ra tsy hilaza aho hoe tsy ho afaka intsony. Hoy ny frantsay hoe "zarazarao anjakana". Diniho anie io e ary jereo daholo izay zanatany frantsay fa otran zao daholo. Misy tombotsoa be de be ho azy ny fisian ny fikorontanana eo amin ny firenena izay nozanahany taloha satri fantany fa zay tohanany ihany no ts maitsy handresy ra ts hoe ne vahoaka angaha no hanao miracle! Ka tsy maitsy hiankidoha aminy zay te ho eo amin fitondrana de afaka mi impose ze tiany izy, amin zay tombotsoany mazava ho azy. Minoa ahy nareo fa hisy ny gidraka! Ra tsy samborina izy fa avela amin zao de tena adversa matanjaka be.
7. mandrindra ( 26/09/2006 10:08)
izaho indray aloha dia tsy mino ny fisian'ny korontana noho i pierrot e. ary tsy mino ihany koa aho fa ho sahy hiverina any dago i lery.
8. prime ( 26/09/2006 12:57)
ie sarotra ny iverenany eto aloha raha amin'izao... @ mandat après indray angaha...
9. fijo ( 26/09/2006 22:37)
izany izy efa nanao folaitra niaraka tamina koma sandoka izany sahady ko.tsssss vita ny aminy.
10. xxx ( 27/09/2006 00:50)
Fa maninona moa no i Pierrot e? Tsy i Tantely ex-PM ve ne no tokony hilatsaka ary ?
11. akbaraly ( 27/09/2006 09:24)
Ka i Pierrot zao no malaza fa i Tantely efa ts masa manao poitika tsony fa efa fay ko!
12. fijo ( 27/09/2006 21:50)
fa lery aloha adala raha nanao izany resaka niaraka tamin'ny koma izany e.na i frantsa tokony ho mbananohan aambadika aza izao niala pas
13. mandrindra ( 28/09/2006 09:26)
tsy ampy mpanohana eto frantsa i lery dia manao tsipaky ny miala aina
14. akbaraly ( 28/09/2006 13:52)
Tadidio fa i Pierrot tsy hamela an io mora foana izany. Izy anie mbola tanora sady manambola e! Ts propagandy ny ahy fa pour vous dire hoe c valeureux pr lui.
15. mandrindra ( 28/09/2006 13:59)
zony ny miady fa ankehitriny aloha dia tsy mbola midanadana ho azy ny fanohanana avy aty ivelany. efa nisisika tany amin'ny ump lery taty fa tsy tafa. dia toy izany koa nikitikika an'i bush sy ny tariny, indrindra ny lehiben'ny bm, wolfowitz, fa tsy nahazo tohana.
16. fijo ( 28/09/2006 19:56)
tsy tafa wa io.ny mpanohana anie ry zalahy ka vola no ilainy e.ary raha resaka vola,dia ilay 8 aloha izao no manana azy.ka hoy aho hoe minonoa tanana fotsiny aloha
17. prime ( 29/09/2006 14:46)
:roll::-D:-D
18. fijo ( 29/09/2006 22:13)
erantany izao dia tsotra ny lalana."ny vola"no mifehy.naiza naiza io.ka aoka izay ity fo be amin'ny masina sy ny karazany ity.
19. prime ( 02/10/2006 13:32)
:wink:
20. raygasy ( 02/10/2006 14:08)
Fa zao fotsiny indray ny hevitro @ zany e!izay mpanakorotana sy mpanao ratsy dia tsara raha fongarina avokoa e!ny atsika Gasy anie ny vava no mande aloha e!mifampitsikera sy mifanaratsy refa mba misy hevitra iray mba miposaka fa tsy mba mandinika aloha zay vao miteny, aleo aloha handea ny zavatra rehetra dia ita eo ny tohiny fa aza sakanana izay mba manana ny heviny dia ny vahoaka ihany no tompon'ny teny farany e!...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.053