ny fahafahana sy ny fivavahana

1. balite06 ( 21/09/2006 14:48)
Ny fivavahana dia fitaovana entina manjanatsaina mba ho entina hangoronana amin'ny fomba mihaja ny fanananolona,amporisihina ny olona mba tsy ho tia vola ary etsy andaniny efa asiana vata kely handrotsahana ny vola efa tsy ankamamian'ny mpino fa hotiavin'ny mpitory ny tsy fitiavambola,ohatra iray io fa mbola azo hitarina amin'ny hoe fitaovana entina miady seza - mitady vininahitra - ... angamba mety ho vey eo daholo ireo mpivavaka raha mbola manohy mivavaka satria ho afobe ny fiainany vokatr'izany.
novalian'i prime ny 27/09/2006 09:30
2. lapino ( 22/09/2006 05:03)
Koa mitandrema daholo àry isika :)
Matio.7:15:
Mitandrema hianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin'ny fitafian'ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia mitoha izy.
3. fiderana ( 22/09/2006 07:45)
Marina ny an'i lapino

"Tano mafy ny finoanao fa io ihany no ahavonjy anao"
4. Zina ( 23/09/2006 03:30)
fiderana a ie dia ilay finoana dia ny fanekena an'i Jesosy ho ao am-po tsika
5. prime ( 26/09/2006 10:35)
Zina, lapino, fiderana> misaotra anareo fa marina izany...
balite06> ny fivavahana rehetra ve?...
6. vetsoko ( 26/09/2006 14:13)
izay no zava-mitranga rehefa ampiasaina @ ratsy ny fivavahana,finoana io fa tsy fitaovana,important be io
7. prime ( 27/09/2006 09:30)
balite06> averiko ihany... ny fivavahana rehetra v?
vetsoko> misaotra @ fanamarihana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1179