fa aiza daholo ary

1. robot ( 19/09/2006 16:18)
salut
fa hono ho aho ry zareo an
diso ve zah raha toa ka milaza an zan eto
fa maninona hoa ny ol sasany tsy mba mamaly mihintsy refa andefasana msg eh, nefa anie ka izy ireo ihiany no milaza fa mila namana eh , izany manko no mahatonga ahy hametraka msg ity ato.
fa le fitiavana tiko hambara manko dia
le fitiavana namana , ka raha toa ka tsy tinareo reto ny handefasanay msg an, de soraty eo fotsiny hoe: tsy mitady namana an
ny sasany aza mo manome num na tel ,nefany refa antsoina de miavonavona be , aleo ry reto tsy manadala ol an , za de tia namana ;ary tia mifandray @ ol ,tsy ankanavaka de mazotoa dol eh

novalian'i robot ny 27/09/2006 10:11
2. diamondra27 ( 19/09/2006 16:50)
ka robot tsy mbola nandefa msg anah koa

fa asio resaka mafonja fa sao de zay no tsy anoratan'ny sasany
3. zamazama ( 19/09/2006 19:38)
tena marina io kozin'i robot , maninona tsy milaza fotsiny hoe aza mandefa mess dia samy vita e , ny olona mandany fotona manoratra nefa na manompa aza tsy ataony , :lol::lol:
4. cutie ( 19/09/2006 19:39)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. tafita ( 19/09/2006 20:22)
Izaho vao nahita fa io ny namana robot
dia nandray ny stylo
maika aho nanoratra ho anao
tsotsotra dia izao
ao anaty dinika misy hoe namana vaovao
asa efa hitanao
nisy nangataka hoe iresaho hono izy
nefa tena nahakivy
fa in-2 be izao no nandefa hafatra aho
ary tena nitalaho
valy boribory no nasetriny an'izany
tena mamptomany
ka gaga aho teo, tsy nanoratra intsony
tena lasa oriory
ka marina mihintsy io voalazanao io
fa na dia resaka madio
ka alefanao ny hafatra mba andraisanao azy
dia toy ny vazivazy

Ka jereo ange ilay hoe izaho mbo iresaho ao anatin'ny namana vaovao fa izay nandefa hafatra ao tsy nisy valiny avokoa .
Mahereza na dia izany aza fa misy foana ny namana ka .......
6. xxx ( 19/09/2006 20:34)
robot:

salut
fa hono ho aho ry zareo an
diso ve zah raha toa ka milaza an zan eto
fa maninona hoa ny ol sasany tsy mba mamaly mihintsy refa andefasana msg eh, nefa anie ka izy ireo ihiany no milaza fa mila namana eh , izany manko no mahatonga ahy hametraka msg ity ato.
fa le fitiavana tiko hambara manko dia
le fitiavana namana , ka raha toa ka tsy tinareo reto ny handefasanay msg an, de soraty eo fotsiny hoe: tsy mitady namana an
ny sasany aza mo manome num na tel ,nefany refa antsoina de miavonavona be , aleo ry reto tsy manadala ol an , za de tia namana ;ary tia mifandray @ ol ,tsy ankanavaka de mazotoa dol eh




ka i robot miovaova solon'anarana foana rehefa mandefa hafatra :D :roll: otran'ny hoe misy robot kely bobaka be zany nefa oul 1 ihany no mandefa azy :P


7. pissoa ( 19/09/2006 20:38)
:roll::-D:-D:-D
8. totofy ( 19/09/2006 21:07)
:roll::lol:
9. maso ( 19/09/2006 21:20)
ka enao robot de noeveriny fa tsy ho afaka mamaly azy ko:-D:-D:-D
10. vale ( 19/09/2006 22:39)
:-D:-D:-D:oops:
robot de aza rarahiana,ny avona samy manana hoe:^) ary sao dia mihevitra le ol hoe tsy fitiavana tsotra? nefa na de zany aza? mahafaty kou ve ny mamaly?:roll: ahan!!!
11. bellla ( 20/09/2006 07:26)
:( zany robot
manorata amnah fa za mamaly e!
hihihi!
12. Aino ( 20/09/2006 08:52)
izaho moa dia tsy namoronany tafita tonokalo hintsony ko!! lasa adinony mihintsy koa aza ny manoratra ko!!
hatr@ ry tahina zandry kely aza nanadino noho ny adinony tafita aho!!

robot ao aza fa anoratra any aho de tsy hiavonavona hintsony rehefa @tel eh!! :lol: tsy fanahoko izany fa matoa nanaiky hiresaka sy de miresaka be rehefa misy resahina.
aza kivy fa samy manana ny tohetsainy avy eh.
13. mamzelkely ( 20/09/2006 08:58)
za ko mbola ts nanoratan robot nefa refa za no anoratana de ny olona njay ny leo satri za mamaly fôna :-D:-D:-D
14. tafita ( 20/09/2006 09:29)
'zah aza manoratra amin'i mamzelkely dia tsy nisy valiny akory .....
15. chipie1 ( 20/09/2006 10:20)
humm traingo mamzelkely ... :-D
16. robot ( 20/09/2006 11:31)
merci dol an
tsy hoe tezitra aho no nanoratako na le fanontaniana ity teto, fa misy le ol sasany anie sady mahasosotra no tsy misy fifanajana eh
ny credit lany iantsoana azy nefa ........anatra ho @sisa ry reto an, aleo refa sur vao miantso ireny ol manome num na tel reny eh
de aza matahotra ianareo retra izay milaza fa mbola tsy nanoratako fa mbola ho avy ny msg ho tonga ao anaty ny compte nareo ao
tsy ary ho voatanisako dol mo fa de zay an
fa na izany aza de tsy hadinoko ny misaotra any hery nikarakara ity forum. serasera ity
:-*^:^^:^=D=D
17. mamzelkely ( 20/09/2006 11:53)
tafita aza manabaraka eo enao aaa:lol: ôvina de taiza enao no nanoratra anah :°):-D:-D

chipie saika traingo :-D:-D:-D
18. miangalyandria ( 20/09/2006 15:49)
izaho indray niresaka tamin'i Aino fa tsy namaly izy :( mbô nalahelo kely aho tamin'izay
19. robot ( 20/09/2006 18:44)
bsr dol :D
zany hono i aino mba valio hono ny msg nalefan'imiangalyandria fa malahelo hono izy fa tsy nahazo valiny avy @ nao
de hitany aino tsy ianao anie no nolazaiko @ le resaka phone eh, fa any ilay ol iray zay

de inoako fa faly ianao mamzekely fa novaliako ny hafatrao an!

de toy zany koa i bella
fa tandremo ary tsy mamaly an:-*
20. robot ( 20/09/2006 18:47)
maso oh zah ary mamaly fona koh,
sady le mahasosostra anie zah asaina miantso @ phone
nefa iavonana eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5997