MP4
1. soanja
(
19/09/2006 15:50)
Mba lazalazao indray anie sao mba misy mahalala ny mahatsara sy ny maharatsy ny MP4 azafady. Misaoatra mialoha.
novalian'i filoratana ny 06/10/2006 19:18
2. little
(
20/09/2006 12:03)
Mp4: Miaramila sy Polisy 4 miaraka zany e! 2 mitarika 2 manaraka sady mihira no manao filma!(feo sy sary)
3. soanja
(
20/09/2006 12:21)
Zany hoe tsy maintsy manana clip ve zany le mpihira raha tafiditra ao ny hirany? Azo hijerena film zany le izy?
4. little
(
20/09/2006 12:37)
MP4 format d'encode fotsiny zany ka, afaka mihaino ny rehetra ianao(wma, cda, mp3 et mp4) en plus koa agfaka mijery clip sy film en format mp4, format MPĀ£ saingy misy sary fotsiny io(compresse)
6. filoratana
(
06/10/2006 19:18)
za dia nihevitra hoe divX no nantsoina hoe mp4 ,
kanjo nivadika ho AMV sy MTV sy AAC no atao hoe mp4.
Mbo marina ve io heritreritro io ?
:roll:
kanjo nivadika ho AMV sy MTV sy AAC no atao hoe mp4.
Mbo marina ve io heritreritro io ?
:roll: