Tsy miteraka vavy

1. xxx ( 16/09/2006 13:47)
Sali dole !

Za d tsy miteraka vavy h@ izao efa 2 ny zanako d lazain'olo fa tsy manao sport hono,anefa za mba manao sport, arakan'ny nolazainy tamiko d ny lehilahy sportif d miteraka vavy satria mi-domina hono ny an'i vavy refa reraka ny lehilahy.(asa re???)
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:01
2. fasaly ( 16/09/2006 15:14)
resabe kosa zany fa aza mino anzany:-D
manatona dokotera de izy hanazàva bb koko angamba:wink:
3. Fiffi ( 16/09/2006 15:34)
tsy hitako izay hidiran'ny fanaovana sport @ io ! raha izany ve tsy ho difitrin'ny lhl ny tany @ ireto vhv rehetra tsy manao sport ?
4. ravakamalala ( 17/09/2006 21:34)
d lazaina koa fa ny lhl tsy misotro toaka, tsy miteraka lahhy, d inn kou, d foronina daholo, tsy marina io fa ny hitako tam tv ndray mandeha izay d resaka regime alimentaire tokony arahin ny lahy sy ny vavy alohany hiterahana, toa efa nisy fanandramana mits dia ny ankamaroany nandaitra, mijereva dokotera fa izy ihany no manao an io!

fa na izany na tsy izany koa aloha hafa ihany ny lhl manao sport fa mba manaova sport e! mahasoa sport! :-P
5. miantra ( 18/09/2006 08:09)
Tsy mitombina loatra izany resaka izany ry XXX ah!

Honohono daholo izany fa ny ao ambony ihany no manapaka .
Mahaiza misaotra izay omeny anao fa io izany no mahasoa!!!
Be dia be ange ny maniry hananjanaka no tsy manana e!!!!!!

6. booboo ( 18/09/2006 09:23)
Tsy hitako ilay dinika tato nisy an'io resaka io. Fa misy ifandraisany @ fotoana anaovana ny crac crac boum boum, aloha na anatin'ny période d'ovulation, ny maha-lahy na vavy ny zaza. Dia mbola misy koa hoe arakaraka ny toetran'ny vagin, acide na tsy tadidiko ilay raika @ fotoana hanaovana zazakely. Dia mbola misy bla bla bla hafa koa ...

Ny tena tsara dia manontania doko na gynéco fa hazavainy aminao @ antsipirihany tsara ny fandehan-draha.
7. mimich ( 19/09/2006 14:41)
booboo> tapa-tsinay reruy eto fona za isaky ny mapiasa io expression "crac crac boum boum" io ndry

efa naheno toa an'io filzan'i booboo io ko za , sy ny frequence ihany koo
manatonà ny tompon'andraikitra manokana ee sao mitady vavy , de nanaraka ny toro-hevitry ny sera2 hay kambana 2 lahy no azo :-D:-D:-D aza hitako moa
sady ny Dr oh tsa namaly h@ zao, ngamba tsa vo eo aby!!!!
8. xxx ( 19/09/2006 15:08)
Be dia be ny Dr tsy mety manome recette satria tsy misy recette fiable à 90% akory

Misy fahamarinany io resaka hoe lehilahy reraka io raha toa ianao ka nianatra siansa kely

Sage-femme izay no nanoro hoe raha te hiteraka vavy dia andramo ilay crac crac boum boum manomboka fin règles h@ jour d'ovulation présumée (tsy an-kijanona). Mila reraka hono ny lehilahy , ary mila atao aty aloha ilay izy

xxx2
9. xxx ( 19/09/2006 19:41)
Misaotra nareo rehetra izay nanome fanazavana ny aminin'iny ka io le resaka siansa nolazain'i xxx2 io koa ny tena nampiahiahy ary nahatonga ahy nila fanazavana teto ka isaorako daholo nareo izay nadray anjara fa tsara sy nahafinaritra ny famalianareo azy.
10. fijo ( 19/09/2006 21:54)
tsy misy recety izany io fa manaova dia ho hita eo e.
11. xxx ( 20/09/2006 13:27)
fijo ô angaha efa nahavita maro nareo no hoe manaova
ok laolo eh! mersi aminanao
12. chipie1 ( 20/09/2006 13:38)
:-D:-D
13. fijo ( 21/09/2006 21:21)
xx e,io leroa kabarindranahary e.somao raha io bokeo itanao fo valiny.
14. mandrindra ( 22/09/2006 15:12)
ankitsapaka io e. course-na sperme io dia izay tonga aloha ihany no mandresy
15. fijo ( 22/09/2006 21:20)
ary izay tonga eo hifaliana
16. diamondra27 ( 23/09/2006 11:50)
refa volana mai de miraisa de normalement teraka @ février de vavy doly le izy refa aveo:wink:

remarque io an !
fa ze sitrapon'atra ihany io fa tsy terena

mahaiza mionona fa ny sasany aza tsy manana na ny iray , mafy zany an


courage

:-*:-*

17. fijo ( 26/09/2006 21:38)
tsy misy sitrapon'andriamanitra izany e,ny atodina voay izao arakaraky ny hafanana azony no maha lahy na vavay azy?ovanao io dia mahazo izay tianao enao.fa tsy mila andriamanitra izany.
18. mimich ( 27/09/2006 05:49)
fijooooooooooooooo!!!!!! inn zao no mahasamy hafa ny sitrapon'Atra sy ny kabarindranahary?????????????????
19. mandrindra ( 27/09/2006 18:43)
ary lasa lavitra be andrimnitra izany raha sitrapony io an. izy mihitsy ve no nifidy hoe ity sperma ity no lany match androany. ary tafiditra lalina be any anatin'ny vehivavy lery raha izany :-D:-D:-D
20. fijo ( 27/09/2006 21:13)
lery koa te hitsofoka ko.
fa tsy misy hilana azy io ka.mety azo feheina toa ny atody io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2159