dessert

1. diamondra27 ( 15/09/2006 00:42)
banane flambée

maka akondro atao anaty plat
de asiana toaka (inona moa le anarany teo ze mahalala?)




cognac sa ....


de apiretina
de aroso refa aveo

de voky
de matory:-D:-D:-D
novalian'i booboo ny 14/11/2006 17:14
2. diamondra27 ( 15/09/2006 00:45)
misy anontany ndray zao oe: firy ny bananes
de inona ihany le anaran'ny toaka?

:lol:
:lol:

ataovy le rhum 'reny fa ireny no misy any amintsika e!


3. diamondra27 ( 15/09/2006 00:54)
raha te-hakafy tsara de flambé-o @ grand marinier na chartreuse le akondro

endasina @ dobera aloha le akondro efa voazara atao mendimendy iny manaraka ny halavany iny,de asiana siramamy menan'i brickaville(sucre de canne re e!), de atao mendimendy @ afo moramora indray
de zay vao asiana io grand marinier io, de apireto, de arosoy
4. simplex ( 15/09/2006 08:57)
firy ny isan'ny akondro?
in ny anaran'le toaka ? ;-)


:-*:-*
5. diamondra27 ( 15/09/2006 10:18)
simplex:akondro 4, de grand marinier ny toaka

:miam::miam:
6. simplex ( 15/09/2006 11:04)
:-*:-*
7. simplex ( 15/09/2006 11:05)
ny tena mety zao tonga de sotroina ny taoka de atao tsaky ny akondro :°):-D:-D

ary mba asio vary sy laoka moa fa tonga de dessert ve ranga :evil:

:-*:-*
8. diamondra27 ( 15/09/2006 13:04)
simplex::-D:-D

ka efa misy ireo plat ataon'i bbnz reo ange ry simplex e!

sa ilay poulet aux champignon re7 -nao iny zao no mety @ity?;-);-):°)

:-*:-*

andraso fa hieritreritra ary e
9. simplex ( 15/09/2006 15:25)
:D:D:D

tsy afaka miteny tsony za fa efa noana be :°)


:-*:-*
10. boubounezy ( 15/09/2006 20:52)
za tena ty banane flambée mintsy
araina ské izy avy eo tô tsara besa inn ozy njy ny mety??;-) sady tsy vitany wé banane fotsiny fa sady mbola flambée kou !!mesi diam=D=D=D
11. diamondra27 ( 16/09/2006 07:24)
bbnz:bienvenue au club e!

simplex: parle pas la bouche pleine;-);-)
12. boubounezy ( 17/09/2006 00:36)
diam eny kia, dé aza dé tenenn lotra lé izy an!;-):roll::lol:
13. diamondra27 ( 17/09/2006 11:13)
bbnz:=))=)):-$
14. boubounezy ( 17/09/2006 17:47)
dmdra :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. cathy ( 17/09/2006 19:35)
:-D:-D:-D:-D
16. diamondra27 ( 18/09/2006 06:51)
cathy::-$:-$:-$:-D:wink:
:-*
17. boubounezy ( 18/09/2006 20:39)
bedy eo nareo 2 reo an!;-):-D:-D:-D:roll:
18. diamondra27 ( 21/09/2006 22:26)
bbnz::oops::oops:
19. booboo ( 14/11/2006 17:14)
Ito ndray clafoutis

-Clémentines 1kgs (:})
-Atody 5
-Siramamy 100g
-tantely 50g (tsy voatery asiana koa nefany)
-lafarinina 150g
-fromage blanc 150g
-levure antsasak'ilay sachet kely iny

1-Atsonika klou ilay tantely. Avy teo, miara-kapohina ny atody + tantely + siramamy + pincée de sel kely

2-Afangaro tao avy teo ny lafarinina + levure. Averina kapohina afangaro tsara ndray

3-Rehefa voahosotra dobera ny moule à manquer dia arotsaka tao ilay pâte (cf 2-). Voasana ny clémentines dia ampiarahana @ ilay pâte.

4-Atao anaty lafôro 180°, 25 min eo ho eo. Dia rehefa avoaka tao @ zay izy dia afaka saupoudrer-na sucre vanillé dia saromana @ torchon madio.

**Afaka ampitomboina ny siramamy na ny tantely satria somary mangidingidy kely zay lé clémentines avy teo....

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3138