Hira misy hoe ...

1. pissoa ( 14/09/2006 21:18)
Salama daolo

Mba mitady ny lohanteny - tonony - ary ny mpihira ilay hira misy hoe


Mivavaka amin'ny Ray, hahatonga antsika ho iray
Ny lahatra Azy, vinavina no ety;
Hivavaka aho ho anao.
Hivavaka aho ho antsika.


raha misy mahay ôôô.

Enga anie mba marina ireo nosoratako ireo :oops::oops::oops::-D

Misaotra ô.
novalian'i pissoa ny 30/09/2006 15:32
2. mzuri ( 15/09/2006 05:30)
ny mpihira azy no fantatro fa ry Raberanto fa saingy nytonony tsy dia haiko loatra.
3. lanto ( 15/09/2006 07:26)
Vavaka (Raberanto) , misy ao am rvg fa ny tononkira mbola tsy misy, de manantena an'i pissoa zany :wink:


Ampiko njy :

Ny fitiavako ry tiana
Tia tantely mitady mamy
Ka ho aiza no hahitako izany raha tsy any aminao ?

Matahotra aho satria
Sao tsy haniry ity hazo ity
Ka ho aiza ratantely ?
Lasa indray mitady mamy ery ?

4. pissoa ( 15/09/2006 07:51)
Weeee, melsii lanto :-*:-*:-*
Henoko omaly tao amin'ny RVG mihitsy izy io dia tadidiko.

Io izany no teniny feno?
5. lanto ( 15/09/2006 08:06)
tsy feno io fa fenofenoy ao e :) Hanaraka koa zah raha vao malalaka.
6. dadasy ( 15/09/2006 09:02)
Inty ny andiniy voalohany sy ny fiverenany:

Na lavitra aza ianao
Ataovy sary an-tsaina aho
eo anoloanao, fa tsy ho voafihinao
Ny foko mitomany
tsy afaka mankany
Ny vetsoko no alefa, any hiantefa
Any hiantefa

Hivavaka aho @ Ray
Hahatonga antsika ho iray
lahatra no azy vinavina ny ety
Hivavaka aho ho ano
Hivavaka aho ho antsika

Ny andininy faharoa de efa io nalefan'i lanto io. Tsy afaka miantoka 100% @ fahamarinan'ny teny aloha e, mety misy ho diso ihany satria efa ela be no nahenoako azy io farany, fa de arakarao eny de ahitsio raha sendra misy diso. De mazotoa o!
7. mandrindra ( 15/09/2006 13:56)
ilay mpihira izany mbola tsy misy mahalala
8. xxx ( 15/09/2006 19:23)
ilay mpihira izany mbola tsy misy mahalala

ô ry mandrindra a! fa taiza ianareo tamin' ny ora nidona ... Raberanto ve dia tsy fantatrao....
Raberanto mikalo ....!!!!!
9. Fiffi ( 15/09/2006 19:32)
hatraty aloha io tsy mahafantatra an'io mpihira io an!
pissoa: ndry akia mahay hira an! fa tapatapaka ihihihi:):-*:-*
10. pissoa ( 15/09/2006 20:18)
mandrindra:
ilay mpihira izany mbola tsy misy mahalala

mandrindrakooooooo, efa oe Raberanto :-D

dadasy, saotra eeeeee :-*:-*:-*

Fiffi, :-*:-*:-* Tsy tadidiko tsony ny teniny fa tsy heno am'radio. :-D:-D:-D

Vavaka

Na lavitra aza ianao
Ataovy sary an-tsaina aho
eo anoloanao, fa tsy ho voafihinao
Ny foko mitomany
tsy afaka mankany
Ny vetsoko no alefa, any hiantefa, Any hiantefa.

Hivavaka aho amin'ny Ray
Hahatonga antsika ho iray
lahatra no azy vinavina ny ety
Hivavaka aho ho ano
Hivavaka aho ho antsika

Ny fitiavako ry tiana
Tia tantely mitady mamy
Ka ho aiza no hahitako izany raha tsy any aminao ?

Matahotra aho satria
Sao tsy haniry ity hazo ity
Ka ho aiza ratantely ? Lasa indray mitady mamy ery ?

Raberanto.
11. Fiffi ( 16/09/2006 06:29)
pissoa: fa ndry akia mahay hira tena tsy nampohizina mihintsy an! :) tsara akia an! :):-*:-*:-*
12. mandrindra ( 18/09/2006 08:37)
pissoa sy xxx, ilay raberanto avy eny amin'iny faritr'analamahitsy sy ambohitrarahaba iny ve izany?
13. pissoa ( 18/09/2006 16:32)
mandrindrakooo, tsy haiko na avy aiza fa iray ihany ny Raberanto mihira fantatro :oops::-D:-D:-D
14. mandrindra ( 19/09/2006 12:42)
pisssoaaaako, fa angaha lasa raberanto mihira indray fa tsy raberanto mikalo:wink::-D:-D:-D
15. pissoa ( 19/09/2006 17:35)
mandrindrakooooo, Raberanto mikalo ihany no Raberanto mihira haiko :-D:-D:-D
16. mandrindra ( 20/09/2006 10:08)
hay ve e:lol::lol:, noheveriko fa tarika roa samy hafa ireo:-D:-D
17. pissoa ( 20/09/2006 13:48)
roa mifampitarika fa tsy tarika roa k :roll::-D:-D:-D
18. mandrindra ( 21/09/2006 08:37)
:-D:-D:-D i kalo sy hira ve izany mifampitarika izany?
19. pissoa ( 22/09/2006 16:04)
I Hira sy Kalo ka :-D:-D:-D
20. mandrindra ( 26/09/2006 09:09)
ary toa hadino ilay mi :lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8837